par | 6 Mar 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗖𝗔𝗥𝗔𝗩𝗔𝗡𝗘 𝗗𝗘 𝗟𝗔 𝗦𝗔𝗡𝗧𝗘 𝗧𝗔𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗥A ⭕ Rehefa avy nandalo tao Ambositra sy Kianjavato, dia i Manakara indray no nampiantrano ny « Caravane de la santé » 🚑🚑🚑 androany alahady 06 martsa 2022. ⭕ Hetsika sosialy ho ala sahirana ho an’ny vahoaka, indrindra ny...
par | 5 Mar 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗖𝗔𝗥𝗔𝗩𝗔𝗡𝗘 𝗗𝗘 𝗟𝗔 𝗦𝗔𝗡𝗧𝗘: 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗩𝗮𝘁𝗼𝘃𝗮𝘃𝘆 𝗔𝗸𝗼𝗿𝘆 𝗹𝗮𝗵𝗮𝗹𝘆 𝗲! – Mitohy hatrany ny hetsika ara-pahasalamana « caravane de la santé » 🚑🚑🚑 eo ambany fitarihan-dRamatoa Mialy RAJOELINA, vadin’ny Filohan’ny Repoblikan’ i Madagasikara no sady...
par | 3 Mar 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗖𝗔𝗥𝗔𝗩𝗔𝗡𝗘 𝗗𝗘 𝗟𝗔 𝗦𝗔𝗡𝗧𝗘 𝟮𝟬𝟮𝟮: 𝗧𝗼𝗻𝗴𝗮 𝘀𝗼𝗮 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗺𝗼𝗿𝗼𝗻’𝗶 𝗠𝗮𝗻𝗶 ⭕ Io hariva io no nigadona tao amin’ny Faritra Amoron’i Mania ny CARAVANE DE LA SANTE 🚑🚑🚑 izay karakarain’ny Fikambanana FITIA sy ny Ministeran’ny...
par | 2 Mar 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗖𝗔𝗥𝗔𝗩𝗔𝗡𝗘 𝗗𝗘 𝗟𝗔 𝗦𝗔𝗡𝗧𝗘 𝟮𝟬𝟮𝟮 ⭕ Niainga androany maraina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ary nihazo avy hatrany ny faritra Amoron’i Mania ny « CARAVANE DE LA SANTE » 🚑🚑🚑 izay karakarain’ny Association Fitia Officiel sy ny Ministeran’ny...
par | 26 Fév 2022 | Actualités, Nos réalisations
𝗖𝗛𝗥𝗗 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗝𝗔𝗥𝗬: 𝗠𝗜𝗧𝗢𝗛𝗬 𝗧𝗢𝗬 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗭𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗥𝗔𝗥𝗬 ⭕ Anisan’ireo nahitana faharavana vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai sy Emnati ny Hopitalim-panjakana ao amin’ny Distrikan’i Mananjary na CHRD Mananjary. ⭕...
par | 25 Fév 2022 | Actualités
𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗔𝗦𝗔 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔 – 𝗥𝗢𝗬𝗔𝗨𝗠𝗘-𝗨𝗡𝗜 ⭕ Mitohy ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa amin’ireo Mpiara-miombon’antoka ho fanatsarana ny Fahasalamam-bahoaka eto Madagasikara....