𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀: 𝐍𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐂𝐒𝐁 𝐈𝐈 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐇𝐈𝐃𝐑𝐎𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐓𝐎𝐀 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀: 𝐍𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐂𝐒𝐁 𝐈𝐈 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐇𝐈𝐃𝐑𝐎𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐓𝐎𝐀 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀

Nosafidian’ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Pr RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis ny CSB II Ambohidroa omaly Alatsinainy 12 jolay 2021, nanaovana fidinana ifotony sy nitsidihana ireo mpiasan’ny fahasalamana eny amin’ny CSB II Ambohidroa. Taorian’ny...
𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀: 𝐀𝐥𝐚𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐢𝐧𝐲 𝟏𝟐 𝐉𝐨𝐥𝐚𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟏

𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀: 𝐀𝐥𝐚𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐢𝐧𝐲 𝟏𝟐 𝐉𝐨𝐥𝐚𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟏

Niavaka ny fananganan-tsaina teto amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka androany Alatsinainy 12 jolay 2021 satria dia teny amin’ny CSB II Ambohidroa no nanatanterahana izany. Anjaran’ny « Direction des hôpitaux des régions et Districts » na DHRD no...