par Vonjy RANDRIANATOANINA | 15 Juil 2021 | Actualités, Nos réalisations
Nahitàna fidinany ny tahan’ny fanaovam-baksiny mahazatra (15) ho an’ny zaza latsaky ny 5 taona eto amintsika, araka ny valin’ny fanadihadiana ECV natao momba izany tamin’ity taona ity. « Raha 76% ny tahan’ny fahavitan’ny vaksiny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 15 Juil 2021 | Actualités, Coronavirus
👍 Vahinin’ny Fandaharana « Lazao ny marina » tao amin’ny Televisiona Malagasy ny alin’ny Alarobia 14 jolay 2021, Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka. ⭕Nandritra izany no nanambarany fa manaramaso akaiky ny fivoaran’ny valanaretina coronavirus eto...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 14 Juil 2021 | Actualités, Coronavirus
Tao anatin’ny ady amin’ny valanaretina Coronavirus, maro ireo fepetra noraisin’ny fitondram-panjakana hanamorana ny fiatrehana ny « 2ème vague ». Miisa 7 ireo CTC-19 nosokafana, nisy ireo trano fandraisam-bahiny navadika ho hopitaly vonjimaika. 800...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 13 Juil 2021 | Coronavirus
Isan’ny nanaovana fitiliana: 148 Tranga vaovao: 18 9 Analamanga 2 Vakinankaratra 1 Atsimo Andrefana 4 Amoron’i Mania 1 Ihorombe 1 Itasy Sitrana: 10 Tranga Misy fahasarotana: 48 Namoy ny ainy: 03 1 Analamanga 2 Matsiatra...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 13 Juil 2021 | Actualités, Nos réalisations
I. ZAVA-BITA FIDINANA IFOTONY NIARAHANA TAMIN’ANDRIAMATOA MINISITRA: Fihaonana ho fitadiavana vahaolana mifandraika amin’ny fitantanana ny fanafody sy kojakojam-panafody ao amin’ny FANOME sy ny programa, niarahana tamin’ny ekipan’ny EMAR Analamanga, EMAD...