𝐅𝐈𝐀𝐓𝐑𝐄𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗: 𝐍𝐢𝐭𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝟔𝟏 𝟕𝟔𝟑 𝟎𝟎𝟎 𝐝𝐨𝐥𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐦𝐛𝐚𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐯𝐨𝐚𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐁𝐚𝐧𝐤𝐲 𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐔𝐂𝐏.

Fividianana fanafody,fitaovana, ary ireo kojakoja entina miaro tena (EPI), ireo tamin’ny ankapobeny no niompanan’ny famoaham-bolan’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, tamin’ny alalan’ny “𝐔𝐧𝐢𝐭𝐞́ 𝐝𝐞 𝐂𝐨𝐨𝐫𝐝𝐢𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞𝐬 𝐏𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭𝐬 (𝐔𝐂𝐏)”, nandritra ny fiatrehana ny...
𝐂𝐇𝐑𝐃 𝟏 𝐌𝐢𝐭𝐬𝐢𝐧𝐣𝐨: 𝐍𝐨𝐯𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐥𝐢𝐨.

𝐂𝐇𝐑𝐃 𝟏 𝐌𝐢𝐭𝐬𝐢𝐧𝐣𝐨: 𝐍𝐨𝐯𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐥𝐢𝐨.

Mitohy ny fampitaovana ireo Tobim-pahasalamana miankina amin’ny fanjakana izay imasoan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Tonga any amin’ny CHRD 1 Mitsinjo ireo fitaovana avy amin’ny DTS hoentina hanokafana ny sampan-draharaha misahana...
𝐌𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐤𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐒𝐚𝐛𝐨𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 𝐀𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟎𝟖 𝐨𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐤𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟎𝟒 𝐨𝐫𝐚 𝐡𝐚𝐫𝐢𝐯𝐚.

𝐌𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐤𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐒𝐚𝐛𝐨𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 𝐀𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟎𝟖 𝐨𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐤𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟎𝟒 𝐨𝐫𝐚 𝐡𝐚𝐫𝐢𝐯𝐚.

📝 Tsara ny mampahatsiahy antsika fa misokatra manomboka amin’ny 08 maraina ka hatramin’ny 04 ora hariva ireo Toerana fanaovam-baksiny manerana an’i Madagasikara amin’ity andro an’io ity. 👉 Tongàva manao vaksiny Ento ny...
𝐅𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐃𝐈𝐏𝐋𝐀𝐎𝐌𝐀𝐓𝐈𝐊𝐀: 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐚𝐬𝐨𝐢𝐯𝐨𝐡𝐨𝐧’𝐢 𝐆𝐫𝐚𝐧𝐝𝐞 𝐁𝐫𝐞𝐭𝐚𝐠𝐧𝐞, 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚, 𝐏𝐫𝐨𝐟. 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐇𝐚𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚𝐥𝐚 𝐉𝐞𝐚𝐧 𝐋𝐨𝐮𝐢𝐬

𝐅𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐃𝐈𝐏𝐋𝐀𝐎𝐌𝐀𝐓𝐈𝐊𝐀: 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐚𝐬𝐨𝐢𝐯𝐨𝐡𝐨𝐧’𝐢 𝐆𝐫𝐚𝐧𝐝𝐞 𝐁𝐫𝐞𝐭𝐚𝐠𝐧𝐞, 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚, 𝐏𝐫𝐨𝐟. 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐇𝐚𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚𝐥𝐚 𝐉𝐞𝐚𝐧 𝐋𝐨𝐮𝐢𝐬

Nandray ny Masoivohon’i Grande Bretagne, SEM David William Ashley izay miasa sy monina eto amintsika ny Ministry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis androany 1 martsa 2021. Niompana tamin’ny fanamafisana ny fiarahamiasa mahakasika...