Fanolorana Kitapon-drà

Fanolorana Kitapon-drà

Fanolorana Kitapon-drà miisa 2500 mitentina 28 000 000 Ariary ho an’ny Ministera ny Fahasalamam-bahoaka tamin’ny alalan’ny Foibe nasionaly misahana ny fanomezan-drà (DTS). Fanomezana vokatry ny fiarahamiasa tamin’ny GMUR na groupe...
Tagnamaro MSANP 2019

Tagnamaro MSANP 2019

Niray fo sy saina tamin’ireo Mpiasan’ny Fahasalamana marobe manerana ny Nosy ny Kabinetran’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ka nanatanteraka ny anjarany tao amin’ny #CSB_2_AMPASANIMALO androany 27 Aprily 2019. Nodiovina ny anatiny sy...
Andro manerantany iadiana amin’ny tazomoka

Andro manerantany iadiana amin’ny tazomoka

Manomboka amiko ny fandraisana andraikitra hanafoanana ny Tazomoka. Io no lohahevitra ny fankalazana ny Andro manerantany iadiana amin’ny Tazomoka tamin’ity taona ity raha “Ankohonana salama sy vita vaksiny, antoky ny fampandrosoana ny firenena” kosa ny lohahevitra ny...
Modernisation des services contraceptifs

Modernisation des services contraceptifs

« Modernisation des services contraceptifs : deux Chefs CSB et un Agent Communautaire seront formés à Burkina Faso » Madagascar par le biais du Ministère de la Santé Publique, a reçu l’invitation de participer au voyage d’étude sur les activités d’auto-injection de...