par Anicet | 13 Juin 2019 | Actualités
Ho fanatsarana ny serasera anatiny dia nisy ny fizarana fahalalana sy fanamafisana traikefa mikasika ny » Correspondance Administrative » ho an’ ireo mpitantana (Tale, Lehiben’ny sampandraharaha…) isan-tsokajiny eto anivon’ny...
par Anicet | 12 Juin 2019 | Actualités
Noho ny zava-bitany ho an’ny fahasalamam-bahoaka teto Madagasikara dia notoloran’ny Fanjakana malagasy tamin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, mari-pankasitrahana na « CERTIFICAT DE RECONNAISANCE » i Dr Mohammed Ali OUENZAR,...
par Anicet | 7 Juin 2019 | Actualités
Fiadidiana ny Repoblika nanome rà maimaimpoana ireo mpiasa ao aminy Ny fitiavana tokoa no lehibe indrindra satria tsy nisalasala nanome rà an-tsitrapo ireo mpiasa eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika ho tombontsoa iombonana, fahasalamana ho an’ny manome azy ary aina...
par Anicet | 5 Juin 2019 | Evènements
Fankalazana ny Andro manerantany ho an’ny tontolo iainana « Fahalotoan’ny rivotra : loza ho an’ny fahasalamana sy ny tontolo iainana, miady amin’izany aho », izany no lohahevitra nentina nankalazana ny Andro manerantany ho an’ny tontolo iainana. Nandray anjara...
par Anicet | 3 Juin 2019 | Actualités
Depuis 33 ans, l’USAID Madagascar figure parmi les principaux Partenaires Techniques et Financiers du Ministère de la Santé Publique afin d’atteindre les objectifs sanitaires escomptés pour le cheminement vers la Couverture Sanitaire Universelle. Dr Danièle...