par Andrisoa Lantoharivony | 27 Jan 2020 | Actualités
Mitondra fanazavana fanampiny ny Dr Rado RANDRIAMIARANA Chef de service de la vigilance sanitaire aux frontières ao amin’ny DVSSER – MSANP
par Andrisoa Lantoharivony | 27 Jan 2020 | Actualités
Fisorohana tsy hidirany « CORONAVIRUS » eto Madagasikara. Fanazavan’ Andriamatoa Minisitra ny Fahasalamam-bahoaka mahakasika ireo fepetra noraisina. Sary: TVM...
par Andrisoa Lantoharivony | 4 Jan 2020 | Actualités
Teny amin’ny Orinasa afaka haba iray teny Anosizato no nisehoan’ity tranga izay tsy maintsy nampidirana hopitaly ireto mpiasa noho ny fahasemporana avy amin’ny entona simika. Nahatratra 70 teo ireo noraisina an-tanana teny anivon’ny Hôpitaly...
par Andrisoa Lantoharivony | 29 Déc 2019 | Actualités
Mitohy hatrany ny ezaka sy ny tetikasa volavolain’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka iadiana amin’ny aretina bongabe, ongobe ary bilarziozy. Isan’ny tanjona sy fanamby napetraka ny hanafoanana ireo aretina ireo. Notanterahina androany faha 27 Desambra 2019 tao...
par Andrisoa Lantoharivony | 26 Déc 2019 | Actualités
Amin’izao fahatongavan’ny Noely izao dia nizara hafaliana niaraka tamin’ireo Marary sy Reny vao tera-bao tao amin’ny CHRR Ambositra, andriamatoa Minisitra mivady notronon’ireo manampahefana tany an-toerana. Ho marik’izany hafaliany...