par Andrisoa Lantoharivony | 5 Fév 2020 | Actualités
Ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka dia mitondra hatrany ny anjarabirikiny amin’ny fanampiana ireo traboina nandritra ny tondra-drano. Sary : Présidence de Madagascar ©SCM/MSANP – Febroary 2020
par Andrisoa Lantoharivony | 2 Fév 2020 | Actualités
Manoloana ny fihanaky ny valan’aretina « coronavirus » maneran-tany dia anisan’ny mandray fepetra amin’ny fiarovana ara-pahasalamàna i Madagasikara ka tonga nitarika fivoriana teny amin’ny seranam-piaramanidin’Ivato ny Praiminisitra Ntsay Christian, androany...
par Andrisoa Lantoharivony | 31 Jan 2020 | Actualités
Tanaty firahalahiana tanteraka no nanatontosana ny famindram-pahefana teo amin’ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka teo aloha, Pr Julio RAKOTONIRINA sy ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka vaovao, Pr Ahmad Ahmad. Tonga maro nanatrika izany androany teo Ambohidahy ny...