Izany hoe filamatra izy ireo amin’ny fomba fampiasana ny rano, ny fahadiovana sy fidiovana; amin’ny fitantanana ny fako sy ny fahadiovana.
Ny fahadiovana no loharanon’ny fahasalamana ary manohana akaiky ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny fanatsarana ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka toy izao ny USAID ACCESS, izay vatsian’ny USAID Madagascar.
Ireo Tobimpahasalamana fototra nahazo fankasitrahana:
Faritra BOENY:
CSB II Amborovy, CSB II Ankijabe, CSB II Anjiajia, CSB II Ambolomoty, CSB II Tsararano, CSB II Antanambao Andranolava.
Faritra ANALAMANGA:
CSB II Ambohibao Antehiroka, CSB II Talatamaty.
CSB II Mendrika, CSB II FILAMATRA
: SCM/DIRCOM-MSANP, USAID’s ACCESS Health Program