โญ• Maro aminโ€™ireo Mpiasanโ€™ny fahasalamana any aminโ€™ny faritra saro-dalana no voatery mandeha an-tongotra kilometatra maro, manao ny asa fitsaboana sy fiarovana ny vahoaka eny ifotony. Kanefa dia tsy mitarai-tana-miepaka izy ireo aminโ€™izany.
โญ• Tsapanโ€™ny Fitondram-panjakana ny ezaka sy ny asa mbola miandry, ka taminโ€™ny alalanโ€™ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo Mpiara-miombonantoka avy aminโ€™ny Banky Iraisam-pirenena, no nanomezana tohana ho azy ireo : moto 55 ho anโ€™ireo Chef CSB ao aminโ€™ny Faritra Amoronโ€™i Mania, ary 69 ho anโ€™ny ao aminโ€™ny Faritra Matsiatra Ambony, izay Faritra anatanterahana ny Tetikasa FAFY (Fanjariantsakafo sy Fahasalamana eny ifotony).
โญ• Tsy izay ihany fa novatsiana farafara sy kidoro, miampy ยซ tensiomรจtre, saturomรจtre, stรฉthoscope, table dโ€™accouchement, table gynรฉcologique ยป mitentina an-tapitrisany dรดlara ihany koa ireo CSB ao aminโ€™ireo Faritra roa ireo, ho fanatsarana ny kalitaonโ€™ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka araka ny toromarika avy aminโ€™ny Filohanโ€™ny Repoblika Andry RAJOELINA.
โœ…Ny Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka no nanolotra ireo taminโ€™ny fomba ofisialy ny 07 sy 08 Aprily 2022, notroninโ€™ireo olomboafidy sy manam-pahefana ao aminโ€™ireo Faritra roa ireo, ary ny Mpiara-miombonantoka.
๐Ÿ™ Nankasitraka ny Fitondram-panjakana ireo olomboafidy sy ireo manam-pahefana tany an toerana. Tsapa fa mipร ka ety aminโ€™ny Vahoaka ety ifotony hoy izy ireo ny asa fampandrosoana sy fampivoarana ny fahasalamam-bahoaka.
๐Ÿ“ธ: SCM/DIRCOM-MSANP
ร _