Tontonsa omaly 30 matrsa 2022, ny famindram-pitantanana teo amin’ny Talem-paritry ny fahasalamam-bahoaka ny DIANA teo aloha Ramatoa YASMINE Lethicia Lydia sy ny Talem-paritry ny fahasalamam-bahoaka DIANA vaovao Ramatoa VOLAZANDRY Priscylla.
Nanome Voninahitra izany ny Governoran’ ny Faritra DIANA sy ny Sekretera Jeneralin’ ny Prefektiora Antsiranana, DSSB avy amin’ny Ministeran’ ny fahasalamam-bahoaka.
Sary sy Fampitam-baovao: DRS DIANA