๐๐๐๐ฅ๐๐๐-๐ ๐๐๐ฆ๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐ฆ๐๐๐๐ฅ๐ โ ๐ ๐๐ฅ๐๐ข๐๐
๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐ฑ๐ฎ๐ต๐, ๐ฎ๐ฐ ๐๐ฒ๐ฏ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฎ โ Nandray ny ยซ Ambassadeur du Royaume du Maroc ยป miasa eto Madagasikara, SEM Mohammed Benjilany, Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo androany.
Ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo aminโny sehatry ny Fahasalamam-bahoaka no anisanโny votoatinโny fihaonana.
Mifamatotra ara-tantara i Madagasikara sy Maraoka, ary vonona hatrany ny hanohy izany ny Fanjakana Maraokanina, ohatra iray aminโizany ny fandrosoanโny fananganana ny Hรดpitaly izay tanterahanโny ยซ Fondation Mohamed VI ยป ao Antsirabe.
@Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka
@Ambassade du Royaume du Maroc ร Madagascar
SCM/DIRCOM-MSANP