๐๐๐ก๐ข๐๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐ฅ๐๐ข ๐ง๐๐๐ก๐๐ฆ๐๐๐ก๐๐ก๐ ๐ ๐๐ฆ๐๐๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐ข๐๐๐๐ข๐๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ง๐๐ข๐ฉ๐๐ก๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐ฌ ๐๐ก๐ฌ ๐๐ก๐๐ฉ๐ข๐ก’๐ก๐ฌ ๐๐ข๐ฃ๐๐ง๐๐๐ฌ ๐๐๐๐๐๐ (CHU)
Notanterahina nanomboka omaly hatramin’ny Zoma 18 febroary 2022 ho avy izao ny fanofanana andiany voalohany ireo tekinisiana misahana ny fikojakojana ny fitaovana medikaly eny anivonโireo Hรดpitaly lehibe (CHU) manerana ny Nosy na ยซย Formation en gestion et en maintenance des รฉquipements mรฉdicauxย ยป izay karakarain’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka (DGFS) sy ny Mpiara-miombon’antoka JICA
Tanjona ny hanamafisana ny fahaizan’ireo teknisiana mpisehatra amin’ny fikojakojana ny fitaovana medikaly ireo ho fanatsarana hatrany ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka.
Ireo mpandray anjara amin’izao andiany voalohany izao : CHUJRB, CHUJDR, CHUMET, CHUJRA,CHUGOB, CHU Fenoarivo,CHU Andohatapenaka, CHU Anosiala,CHU Tanambao I , Diรฉgo, CHU MITSINJO BETANIMENA Toliara, CHU Antanambao Toliara.
#Izay_mahakolokolo_no_manana_ny_soa
#Kajio_haharitra_ny_fananana_iombonana
#MSANP #DGFS #JICA
Sary sy fampitam-baovao: DGFS Direction Gรฉnรฉrale de Fourniture des Soins