๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐ฑ๐ฎ๐ต๐, ๐๐น๐ฎ๐๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ถ๐ป๐ ๐ฎ๐ฐ ๐ท๐ฎ๐ป๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฎ I Tontosa androany tolakandro teto aminโny efitrano fivorianโny Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka ny famindram-pitantanana teo aminโny Sekretera Jeneraly teo aloha, Dr RAKOTONANDRASANA Adolphe sy ny Sekretera Jeneraly vaovao, Dr YASMINE Lethicia Lydia.
Nanome voninahitra izany, Ramatoa Talenโny Kabinetranโ ny Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka, nisolo tena anโ Andriamatoa Minisitra izay mamita iraka any ivelany; notroninโ ny Loholonโi Madagasikara avy ao aminโny Faritra DIANA sy ny Solombavambahoakanโi Madagasikara voafidy tao aminโny distrikanโi Nosy Be ary ireo tomponโandraikitra isan-tsokajiny eto aminโny Ministera foibe.
Misaotra ny Sekretera Jeneraly teo aloha ary mirary soa ho an-dRamatoa Sekretera Jeneraly vaovao hahavita soa ny andraikitra izay miandry azy aminโny fampandrosoana ny fahasalamam-bahoaka sy ny tanindrazana iombonana.
SCM/DIRCOM-MSANP