๐๐๐ฌ ๐๐ ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐๐ข๐ฉ๐๐-๐ญ๐ต: ๐๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ณ๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐ฑ๐ถ๐ฑ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ฒ๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ผ๐ป’ ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ฏ๐ถ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐ป’ ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ผ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐
โ๏ธ๐๐ฅ๐๐ข ๐ ๐๐ฅ๐๐ฅ๐ฌ ๐ง๐ข๐๐ข๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐ง๐ข๐ก๐ ๐๐ฆ๐ ๐๐ :
– Maneho tranga covid-19 tsotra :
Mikohaka, mafana hoditra, mivalana, voanโny sery, mangorangoranaโฆ
Tolotra maimaimpoana eny anivonโny CSB II :
– Fitiliana TDR,
– Fijerena tahanโny oxygรจne anaty vatana
– Fanomezana fanafody
** RAHA MIABO (POSITIF) NY VALINโNY FITILIANA : Mihiboka manaraka fitsaboana any an-trano ary hanaterana fanafody, tadiavina ihany koa ireo nifanerasera akaiky aminy ary raisina an-tanana ny fitsaboana azy miaraka (Opรฉration coup de poing + Tracing contact)
** RAHA MIIBA (NEGATIF) NEFA MARO IREO SORITRARETINA : Manao fitiliana ยซ PCR ยป eny aminโny ยซ Village Voara Andohatapenaka ยป ary mahazo fanafody maimaimpona araka ireo soritrโaretina miseho.
——-
โ๏ธ๐๐ฅ๐๐ข ๐ ๐๐ฅ๐๐ฅ๐ฌ ๐ง๐ข๐๐ข๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐ง๐ข๐ก๐ ๐๐๐ฅ๐/๐๐๐ฅ๐ฅ โ ๐ง๐ข๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ฆ๐๐ก๐ ๐ ๐๐ฅ๐๐ฅ๐ฌ ๐ฉ๐๐๐๐๐๐ ๐ฉ๐ข๐๐ฅ๐:
– Maneho tranga ยซ forme modรฉrรฉe ยป
Mikohaka, mafana hoditra, mivalana, voanโny sery, mangorangorana, MIAMPY fahasemporana ary ilana fampiasana ยซ Concentrateur dโoxygรจne ยป.
– Marary avy eny anivonโny CSB II.
Tolotra maimaimpoana eny anivonโny CHRD/CHRR โ TOERANA FANDRAISANA MARARY VILLAGE VOARA
– Fampiasana oxygรจne
– Fanafody iadiana aminโny covid-19
– Fanarahamaso
Anjaranโny marary kosa no miantoka ireo fanafody ho anโny aretina mitaiza toy ny diabeta, tosi-dra ambony, aretinโny fo sy lalan-draโฆ
——-
โ๏ธ๐๐ฅ๐๐ข ๐ ๐๐ฅ๐๐ฅ๐ฌ ๐ง๐ข๐๐ข๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐ง๐ข๐ก๐ ๐๐ข๐ฃ๐๐ง๐๐๐ฌ ๐๐๐๐๐๐ (๐๐๐จ)
– Maneho tranga ยซ forme grave ยป ary ilana fampiasana ยซ Oxygรจne ร haute concentration ยป.
– Marary avy eny anivonโny CHRD/CHRR โ TOERANA FANDRAISANA MARARY VILLAGE VOARA
Tolotra maimaimpoana eny anivonโny CHU :
– Fampiasana oxygรจne
– Fanafody iadiana aminโny covid-19
– Fanarahamaso
Anjaranโny marary kosa no miantoka ireo fanafody ho anโny aretina mitaiza toy ny diabeta, tosi-dra ambony, aretinโny fo sy lalan-dra, asmatikaโฆ
——-
โ๏ธ ๐๐ฅ๐๐ข ๐ ๐๐ฅ๐๐ฅ๐ฌ ๐ง๐ข๐๐ข๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐ง๐ข๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐ฉ๐๐๐๐๐๐ ๐ฉ๐ข๐๐ฅ๐ ๐๐ก๐๐ข๐๐๐ง๐๐ฃ๐๐ก๐๐๐ ๐๐๐ก๐๐ข ๐๐๐ง๐๐๐๐๐ก๐ ยซ ๐ฃ๐๐ฅ ยป
Ireo marary avy eny anivonโny CSB II, manana valim-pitiliana ยซย TDR NEGATIFย ยป nefa maneho soritrโaretina maromaro na MANANA ARETINA MITAIZA toy ny diabeta, tosi-dra ambony, aretinโny fo sy lalan-dra, asmatikaโฆ
——-
๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฒ๐๐ ๐ป๐ ๐ฐ๐ผ๐๐ถ๐ฑ-๐ญ๐ต
#Arovy_ny_tenanao
#Arovy_koa_ny_hafa
#Zarazarao