๐๐๐ข๐ก’๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐๐๐๐ญ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐ฅ๐๐ฌ ๐ฉ๐ข๐๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐ฆ๐๐๐๐ ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐ฆ๐๐๐ก๐ ๐ฆ๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐๐ก๐๐ฅ๐ข ๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐ง๐๐ก๐ฌ ๐๐ข ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐ง๐๐ก๐ ๐ง๐๐ก๐ฌ ๐ ๐๐๐๐๐๐ก๐๐
par | 23 Oct 2021 | Actualitรฉs, Evรจnements, Nos rรฉalisations |

Fanoitra iankinanโny fampandrosoana ny fahasalamana. Aman’ arivony maro ireo olona nisitraka ny tolotra ara-pahasalamana MAIMAIMPOANA izay notontosaina teo amin’ny tokontany malalaky ny Fitaleava-paritra misahana ny fahasalamam-bahoaka Boeny omaly 22 oktobra 2021.

Hetsika izay fanatanterahana hatrany ny VELIRANO FAHADIMY nataon’ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA amin’ny vahoaka malagasy. ยซ Fahasalamana ho an’ny daholobe tsy anavahana sokajin-taona ยป.

Mankasitraka ireo Tomponandraikitra sy Manampahefana isan-tsokajiny. Mankasitraka ihany koa ireo Mpiara-miombonโ antoka aminโny sehatra miakina sy tsy miankina aminโny fanjakana izay niara-nanatontosa iny Hetsika lehibe, fitsaboana manakaiky vahoaka iny.

Ny Fanjakana Malagasy aminโny alalanโny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia eo anilanโny Vahoaka hatrany.