๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐ฑ๐ฎ๐ต๐ – ๐ญ2 ๐ผ๐ธ๐๐ผ๐ฏ๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ญ |
Araka ny didy aman-dalร na manan-kery eto aminโny tanin’ny Repoblikan’ i Madagasikara dia tsy maintsy manao fanambaram-panร nana ireo manam-pahefana ambony, isan’izany ny mpikambana ao amin’ny Governemanta.
Ny Zoma 08 oktobra 2021 lasa teo no nahavita ny anjarany andriamatoa Minisitra, ary nanentana ireo mpitondra ambony eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ihany koa ny tenany ho Tonga hanatanteraka izany.
SCM/Dircom – MSANP