๐๐๐ฎ๐ฏ๐ผ๐๐๐ ๐ฌ๐ต ๐ผ๐ธ๐๐ผ๐ฏ๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ญ,
ย ย ย ย ย ย ย Anisanโireo delegasiona nanotrona ny Filohanโny Repoblika Andry RAJOELINA izay nanao fitsidihana sy nitokana ireo zava-bita tany aminโny Faritra Matsiatra Ambony iny ny delegasiona avy aminโny Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka izay notarihanโ Andriamatoa Minisitra ary nahitร na an-dRamatoa Talenโny Kabinetra.
Nandritra izany dia nitsidika sy nankahery ireo mpiasanโny Fahasalamana tao aminโny CHRD II Ambalavao izy ireo ary nanome toromarika Andriamatoa Minisitra mikasika ny fanandratana sy ny fitandroana ny hasinโny asa fitsaboana. Anisan’ izany ny fanatsarana ny kalitaon’ny fandraisana sy ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka.
Ny CHRD II Ambalavao moa dia mandray an-tร nana ny fitsaboana ireo marary ilร na fandidiana alefan’ny CSB miditra Hรดpitaly araka ny rafi-pahasalamana misy eto amintsika ary anisan’ ireo Tobim-pahasalamana ao anatin’ny Faritra Matsiatra Ambony ari-fomba sy manana fitaovana maoderina.
: DRSP Matsiatra Ambony – SCM/DIRCOM-MSANP