Manafaingana hatrany ny fomba fiasa ny Minisiteranโny Fahasalamam-bahoaka ankehitriny ao anatinโny fanatanterahana ny Velirano Fahadimy : ยซ fahasalamana ho anโny daholobe tsy anavahana sokajin-taona ยป. Nisy ny fivoriana izay niarahana taminโireo Mpiara-miombonโantoka ny 20 septambra lasa teo ho fanomanana ny ยซ Latabatra boribory ยป mahakasika ny fandrindrana fiainam-pianakaviana izay ho tanterahana rahampitso Talata 28 septambra eny Ivandry.
Nisy ihany koa ny fidinana ifotony izay notanterahanโny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo tany aminโny tapany Atsimonโi Madagasikara niarahana taminโny Praiminisitra Lehibenโny governemanta Ntsay Christian, nanara-maso ny asa fananganana ny toby fanarenana ara-tsakafo sy ara-pahasalamana ao Amboasary sy Ambovombe.
Ankoatrโizay, fiaraha-miasa avy aminโny governemanta sinoa, ary ho fanamafisana hatrany ny ady aminโny valanaretina Covid-19, dia efa tonga eto Madagasikara ireo vaksiny Sinopharm 300.000 fatra.
Nampahafantarina nandritra ny fananganan-tsaina androany ny Talenโny Kabinetra vaovao eto anivonโny Minisiteranโny Fahasalamam-bahoaka dia i Dr ANDRIAMANANTENA Onivelo Gabhy. Tontosa ny 24 Septambra lasa teo ny fifamindram-pitantana teo aminy sy ny Talenโny Kabinetra teo aloha.
Manoloana ny lozam-pifamoivoizana izay nitranga ny alinโny Sabotsy lasa teo tany aminโny Distrika Ambohimasoa dia miara-ory aminโireo niharam-boina ny fianakaviam-benโny Minisiteranโny Fahasalamam-bahoaka, iray minitra fahanginana no nentina nanamarihana izany io maraina io.
————
Le Ministรจre de la Santรฉ publique accรฉlรจre la mise en ลuvre du cinquiรจme point du Velirano prรฉsidentiel : ยซ La santรฉ pour tous, ร tout รขgeยป. Une rรฉunion s’est tenue avec les partenaires techniques et financiers le 20 septembre pour prรฉparer la ยซ table ronde ยป sur la planification familiale qui se tiendra demain, mardi 28 septembre ร Ivandry. Le Ministre de la Santรฉ Publique Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo et le Chef du Gouvernement, Premier Ministre Ntsay Christian ont supervisรฉ et observรฉ la construction du Centre de Rรฉhabilitation Nutritionnelle et Mรฉdicale d’Amboasary et Ambovombe.
Par ailleurs, en collaboration avec le gouvernement chinois, et pour renforcer encore la lutte contre l’รฉpidรฉmie de Covid-19, 300 000 doses de vaccin Sinopharm sont arrivรฉes ร Madagascar.
Le nouveau Directeur de cabinet du Ministรจre de la Santรฉ publique, le Dr ANDRIAMANANTENA Onivelo Gabhy, a รฉtรฉ annoncรฉe lors de la cรฉrรฉmonie de levรฉe du drapeau d’aujourd’hui. La passation de pouvoir entre elle et l’ancien directeur du cabinet a eu lieu le 24 septembre.
Aprรจs l’accident survenu dans le district d’Ambohimasoa samedi soir dernier, la grande famille du Ministรจre de la Santรฉ publique a exprimรฉ ses condolรฉances aux victimes, une minute de silence a รฉtรฉ observรฉe en leur honneur ce matin.