Omaly Alatsinainy 20 septambra 2021 tolakandro dia nisy ny fivoriana izay niarahan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo Mpiaramiombonantoka, ho fanomanana ny Latabatra boribory mikasika ny fandrindrร na ny fiainam-pianakaviana izay hotanterahina eto Antananarivo ny faha 28 septambra 2021 ho avy izao.
Fivoriana izay teo ambany fitarihan’ Andriamatoa Minisitra, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo.