FANOMANANA NY FANOKAFANA NY SISIN-TANY

Ho fanomanana ny fanokafana indray ny sisin-tany dia any Nosy Be i Dr RANDRIATSARAFARA Fidiniaina, Tale Jeneraly misahana ny fisorohana ara-pahasalamana eo anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny ekipan’ny OMS ankehitriny. Tonga nanara-maso sy nanome toromarika ny CVSF Nosy Be (seranana sy seranam-piaramanidina) izy ireo mialohan’ny nijerena ifotony ny toerana fanaovana vaksinin’i Nosy Be sy ny CSB2 Bemanondrobe ary Dzamandzar Nosy Be.

———————————–

En préparation de la réouverture de la frontière, le Dr. RANDRIATSARAFARA Fidiniaina, Directeur Général de Médecine Préventive du Ministère de la Santé Publique, et l’équipe de l’OMS sont actuellement à Nosy Be. Ils ont d’abord supervisé le CVSF Nosy Be (port et aéroport) puis au vaccinodrome Nosy Be et CSB2 Bemanondrobe et Dzamandzar Nosy Be.

Sary sy loharanom-baovao : DRSP DIANA