Ho fanamafasina ny ady aminโny valanโaretina pesta izay napetraky ny fitondram-panjakana aminโny alalanโny Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka izay entina hamehezana ny valanโaretina pesta dia nanantanteraka fidinana ifotony teo anivonโny CSB Miandrandra distrikanโArivonimamo ireo delegasiona izay notarihinโny tale jeneraly ny fisorohana ara-pahasalamana (DGMP) niaraka taminโireo solotenanโireo mpiaramiombonโantoka ho fanaraha-maso ireo paikโady rehetra napetraka hiadiana aminโny aretina.
Nisy arakโizany ny fizarana ireo fitaovana izay entina miady aminโny valanaretina ho anโny mpiasanโny fahasalamana, toy ny :
-Aro loha
-Aro vava orona
-Aro-tanana sy aro-kiraro sy kiraro
-Blouse
Hisy ihany koa ny fizarana ireo fanafody izay entina mandray an-tร nana sy mitsabo ireo marary.
Eo ihany koa ny fitiliana ireo olona izay ahiahiana hitondra ny tsimokaretina.