Fiaraha-miasa ho fanatsarร na ny Fahasalamam-bahoaka
Tontosa androany Zoma 27 Aogositra 2021 tao amin’ny efitrano fivorian’ny Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka Ambohidahy ny fanaovan-tsonia ho fanavaozam-piaraha-miasa eo aminโny Fanjakana Malagasy amin’ny alalan’ny Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka sy ny Governemanta Sinoa , eo aminโny sehatry ny Fahasalamana.
Tao anatinโizany dia nanolotra fitaovam-pitsaboana sy fanafody ho anโny Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka ny Governemanta Sinoa ho fanamafisana ny rafi-pahasalamana, sy ho fampivoarana ny lafiny fitsaboana nentim-paharazana.
Misionera 5 notolorana mari-boninahitra ยซย Ordre de mรฉriteย ยป
Teo ampanokafana ny lanonana, dia notoloranโ Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam โbahoaka, mari-boninahitra ยซย Ordre de mรฉriteย ยป avy aminโny Fanjakana Malagasy ny andiany faha-22 aminโireo misionera Sinoa miisa dimy, rehefa avy nanatanteraka ireo andraikitra nosahaniny nandritranโny roa taona teto Madagasikara.
Naneho ny fisaorana sy fankasitrahana azy ireo tamin’ny anaran’ny Fitondram-panjakana Malagasy, Andriamatoa Ministry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo ary nanome toky fa ho atao mangarahara sy mitovy lenta ny fitantanana sy ny fizarana ireo fitaovana ireo.
Mitohy hatrany araka izany ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny fanatsarร na ny Fahasalamam-bahoaka.