πNisokatra nanomboka androany 11 Aogositra 2021 ny toerana fanaovam-baksiny (Site de vaccination spΓ©cifique) etsy aminβny CHUJRB Befelatanana.
Ireo mpianatra hanohy fianarana sy ireo olona andeha hamita iraka manokana any ivelany ary ireo mpiasanβny fahasalamana mbola tsy nanao vaksiny Β« covishield Β» taminβny andiany voalohany aloha no misitraka izany araka ny lamina napetraka.
β Toy izao ary ny fandaminana :
1-Misoratara anarana Β« en ligne Β» ao aminβny https://vaksiny.gov.mg
2-Manatona avy hatrany ny Β« site de vaccination spΓ©cifique Β» etsy aminβny CHUJRB Befelatanana
3- Manao vaksiny
4- Mahazo taratasy manamarina fa vita vaksiny (carte de vaccination provisoire)**
**Manomboka ny 20 Aogositra 2021 dia azo alaina (par telechargement) ao aminβny https://vaksiny.gov.mg ny Β« Carte de vaccination Γ©lectronique Β»
β RAHA MISY TRANGA MAMPIAHIAHY AORIANβNY FANAOVAM-BAKSINY DIA AFAKA MIANTSO NY LAHARANA MAITSO 080 423 NA 034.19.564.23
ππ¨π‘ππ«ππ§π¨π¦-πππ¨π―ππ¨: Direction du Programme Elargi de Vaccination Msanp-Madagascar.
πππ«π² : πππ/ππ’π«ππ¨π¦-πππππ