Notoloran’ny Fitondram-panjakana, amin’ny alΓ lan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Mpiaramiombonantoka aminy « ambulance mΓ©dicalisΓ©eΒ Β» ny Chrd Andranomanelatra, Antsirabe II.

Tombony lehibe ho an’ny vahoaka ao an-toerana ny fahazoana izany hanamorana ny famonjena sy ny fandraisana an-tΓ nana ireo maratra raha misy loza tampoka ary indrindra koa hanamorana ny fitaterana ireo marary mila fitsaboana haingana any amin’ny toeram-pitsaboana hafa.

———-

Le CHRD 2 Andranomanelatra, Antsirabe II a Γ©tΓ© dotΓ© d’une ambulance mΓ©dicalisΓ©e afin de prendre en charge urgemment les personnes blessΓ©es en cas d’accident et Γ©galement d’assurer l’Γ©vacuation des malades.