๐๐ค๐จ๐งโ๐ง๐ฒ ๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐-๐๐
๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐จ๐ฆ๐๐ง๐๐ฅ๐๐ญ๐ซ๐-๐๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ซ๐๐๐ ๐
Notanterahana tao aminโny kaominina ambanivohitra Andranomanelatra, distrikanโAntsirabe II ny 3 aogositra 2021 ny fanombohana ofisialy ny hetsika Fanamafisana ny Andronโny Vaksiny miaro aminโny lefakozatra na FAV polio andiany faha 17 sy ny famitana ireo andiam-baksiny tsy vita. Ny distrika rehetra aminโireto faritra 15 manaraka ireto no hanatanterahana izany : Analamanga, AmoronโI Mania, Atsinanana, Analanjirofo, Anรดsy, Androy, Atsimo Atsinanana, Atsimo Andrefana, Boeny, Haute Matsiatra, Ihorombe, Melaky, Menabe, Vatovavy Fitovinany ary Vakinakaratra.
Hetsika manomboka ny faha 4 hatraminโny 6 aogositra ka ireo zaza latsaky ny 5 taona no hisitraka izany. Eny anivonโny Tobimpahasalamana, isan-tokantrano, ary eny aminโireo toerana voatokana no hanatanterahana izany.
Ilaina izao famerimberenana matetika ny fanaovam-baksiny izao ahazoana manapaka ny rojom-pifindranโny aretina polio sy mampiakatra ny hery fiarovana efa anananโny zaza ary indrindra koa mamongotra tanteraka ny lefakozatra eto Madagasikara.
โHiara-handray andraikitra isika hisakana ny fiverenanโny aretina polio ยป, no lohahevitra hovoizina mandritra ity andiany ity.
Manoloana izany indrindra, vaindohan-draharaha ny fiaraha-mientanโny tsirairay ahazoana mampiakatra ny tahanโny fanaovam-baksiny.
โโโโโโ-
La commune rurale dโAndranomanelatra, district dโAntsirabe II a accueilli le lancement officiel de la 17รจme campagne de vaccination contre la poliomyรฉlite, couplรฉe au rattrapage vaccinal ce mardi 3 aoรปt 2021.
Les enfants รขgรฉs de 0 ร 59 mois seront les principales cibles de cette campagne de vaccination qui sโรฉtendra du 4 au 6 aoรปt 2021 dans les 85 districts des rรฉgions Analamanga, AmoronโI Mania, Atsinanana, Analanjirofo, Anรดsy, Androy, Atsimo Atsinanana, Atsimo Andrefana, Boeny, Haute Matsiatra, Ihorombe, Melaky, Menabe, Vatovavy Fitovinany et Vakinakaratra.
Les mobilisateurs ainsi que les vaccinateurs visiteront chaque foyer afin que chaque cible soit repรฉrรฉe et vaccinรฉe. Par ailleurs, les prestations vaccinales se feront รฉgalement au niveau des Centres de Santรฉ, des marchรฉs, des gares routiรจres, et de certains endroits publics.
La rรฉpรฉtition de la vaccination est indispensable afin dโinterrompre la chaรฎne de transmission du poliovirus et de renforcer lโimmunitรฉ de nos enfants, en vue de lโรฉradication effective de la maladie dans tout le territoire malagasy.
โHiara-handray andraikitra isika hisakana ny fiverenanโny aretina polio ยป, tel est le thรจme choisi pour cette 17รจ รฉdition.