ย ย
Misokatra aminโny fiaraha-miasa aminโny ankolafinkery rehetra na miankina na tsy miankina aminโny fanjakana ny Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka, aminโny fanomezana tolotra ara-pahasalamana ny vahoaka Malagasy.
Anisanโizany ny Fondation AKBARALY aminโny alalanโny ONG La Vita per te, izay niombona taminโny Fitaleavam-paritra amoronโi Mania ka nanatanteraka fitiliana maimaipoana ny homamiadanโny nono sy ny vozonโny tranon-jaza tao Ambositra sy Ambatofinandrahana ny 22 ka hatraminโny 24 Jolay 2021 lasa teo, nandritra izany hetsika izany dia vehivavy 130 no nisitraka izany tao Ambatofinandrahana ary 60 tao Ambositra.
Sary sy angom-baovao : DRS Amoronโi Mania
———————-
Le Ministรจre de la Santรฉ Publique s’ouvre ร toute coopรฉration avec des organismes tant publics que privรฉs, pour fournir des services de santรฉ ร la population malagasy.
La Fondation AKBARALY ร travers l’ONG La Vita per te a soutenu la Direction Rรฉgionale de la Santรฉ Publique Amoron’i Mania dans la rรฉalisation d’un dรฉpistage gratuit du cancer du sein et du col de l’utรฉrus. Grรขce ร cette initiative, tenue du 22 au 24 juillet 2021, 130 femmes ont รฉtรฉ dรฉpistรฉes ร Ambatofinandrahana et 60 ร Ambositra.