I. ZAVA-BITA
FIDINANA IFOTONY NIARAHANA TAMINโANDRIAMATOA MINISITRA:
Fihaonana ho fitadiavana vahaolana mifandraika amin’ny fitantanana ny fanafody sy kojakojam-panafody ao aminโny FANOME sy ny programa, niarahana tamin’ny ekipanโny EMAR Analamanga, EMAD Antananarivo Atsimondrano sy ireo lehiben’ny CSB 25 ary ny staff-nโny Minisitra ; izay notanterahina tao amin’ny biraon’ny Kaominina Bemasoandro Itaosy.
1. DSFa
– Fanatontosana clip video mahakasika ny fandrindrana fiterahana niarahana tamin’ny Direction Communication ;
– Fametrahana Tobim-pahasalamana sakaizan’ny tanora miisa 18 (distrikan’ny Sambava, Antalaha, Andapa) any amin’ny faritra SAVA niarahana tamin’ny SAVE THE CHILDREN ;
– Fitiliana ireo singa-na sira avy amin’ny distrika miisa 114 ijerena ny tahan’ny fluor sy ioda ahafahana manaramaso ireo mpamokatra sira.
2. DHRD
– Naka ny coordonnรฉes GPS nโireo toerana nanorenanan HMP any aminโireo Faritra voakasikโizany
– Fanaovana ny โCartographieโ momba ny fitantanam-bola sy momba ireo tranganโaretina 5 voalohany mateti-piseho hoanโireo marary mitsabo tena eo anivonโny CHRR/CHRD2
– Famolavolana ny filร na โpersonnelโ hoanโireo Hรดpitaly Manarapenitra 13 vaovao.
– Mitohy hatrany ny fanampiana ny Hรดpitaly rezionaly sy distrika aminโny fandrafetana ny teti-kasa ho fampivoarana ny Hรดpitaly (PEH).
– Fidinana ifotony niaraka taminโny ministeranโny ekonomie et finance nanadihady sy nanome toromarika ny โmagasin VIVOPTIQUEโ aminโny fangatahiny handray an-tanana ny mpiasam-panjakana sy ny fianakaviany.
3. DPLMT
Fanantanterahana ny ยซย auditย ยป ny farmasia eo anivon’ny CHRD Vangaindrano.
4. DPEV
Famakafakana ny valin’ny fanadihadiana mahakasika ny tahan’ny fahavitana vaksiny eto Madagadikara (enquรชte de couverture vaccinale) notanterahina tamin’ny herinandro teo tany Mantasoa.
5. DTS
– Fanomanana ny fanokafana ยซ Postes de transfusion Sanguine ยป ao aminโny Faritra SOFIA
– Famatsiana ireo Centres de transfusion sanguine 21 ao aminโny Faritra Sofia ihany
– Validation-ny canevas d’habilitation ny mpiasa hiasa ao aminโny CTS
6. DSSB
– Fanofanana ny EMAR/EMAD tao aminโny faritra Alaotra Mangoro mahakasika ny fametrahana ny โsystรจme VOUCHERโ ao anatinโny faritra ho mpampiofana ny mpian-tsehatra isaky ny distrika
– Fitsidihana CSB2 Carion sy Andasibe
7. DIRCOM
– FANDRAKOFANA AN-TSARY: Fampitaovana avy aminโny ASOS SY NY AMDA MINDS ho anโireo CSB miisa 25 ao aminโny SDSP Atsimondrano.
– Famokarana sy fandefasana ny emission seraseranโny fahasalamana izay mandeha isaky ny asabotsy hariva ao aminโny RNM
โข Fizaram-baovao avy aminโny Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka aminโireo haino aman-jery isan-karazany sy ny mpanao gazety ao anaty POOL MSANP.
8. NY AVY ANY AMINโNY FARITRA
A. DRSP ANOSY
– Fanofanana ny Mpiasanโny Fahasalamana ao Taolagnaro momba ny Fandrindrร na ny Fiainam-Pianakaviana (Planning Familial Intรฉgrรฉ)
– Fanofanana ny Mpiasanโny Fahasalamana ao Amboasary aminโny โHumanisations des soinsโ
B. DRSP BONGOLAVA
– Fanaovana ny Audit Pha-g-dis SDSP Fenoarivobe, pharmacie CHRD Fenoarivobe
– Nanatanteraka fivoriana niaraka taminโny Collectivitรฉs Territoriales Dรฉcentralisรฉes Fenoarivobe nandinihana ny momba ny Fanjariana ara-tsakafo sy ny Fahasalamana
D. DRSP AMORONโI MANIA
– Fampitaovana avy aminโny Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka: ordinateur portable 2, moto 1, imprimante 1.
– Didi-poitra sy tevika faobe tao aminโny CHRR Amoronโi Mania, fiaraha-miasa aminโny vondrona Laika FJKM Ambositra:
– Rรฉception technique ny foto-drafitrasa niarahana aminโny DIORANO Wash
E. DRSP VATOVAVY FITOVINANY
– Fanofanana ny Mpiandraikitra ny Centre de Diagnostic et de traitement Tuberculose : Tolongoina, Ikongo, Nosy Varika
– Fanofanana momba ny Fandraisana an-tanana ny tratranโny tsy fanjariana ara-tsakafo hoanโny Mpiandraikitra aminโireo Distrika enina
F. DRSP BOENY
– Dinika savaranonando Fametrahana eo anivon’ny DRSP Boeny ny AMBULANCE Rรฉgionale fanomezann’ny BNGRC ho an’ny Gouvernorat Boeny tao amin’ny Complexe Mรจre enfant Androva Mahajanga
– Fampiofanana ireo lehibe ny tombim-pahasalamana fototra folo ao aminโ ny Distrika Marovoay mahakasika ny fitiliana sy fandraisana an-tร nana ireo marary ny habokร na ary fitiliana ireo marary ny habokร na eo anivo ny Tombim-pahasalamana telo izay tena be marary ny habokร na (CSB2 Ankanzomborona, CSB2 Marovoay, CSB2 Marosakoa)
G. DRSP VAKINANKARATRA
Didi-poitra faobe natao tao aminโny Commune Mandoto, Distrika Mandoto, Faritra Vakinankaratra. : Ankizy miisa 47 no vita hasoavana taminโizany.
H. DRSP MELAKY
Fitiliana faobe momba ny HTA sy Diabรจte .Hetsika fanao isam-bolana izay iarahan’ny DRSP Melaky sy ny ONG Vonjy Madagasikara, ka tao Andranovoribe no nanaovana izany ny Alatsinainy ka hatramin’ny Alarobia teo.
I. DRSP ATSIMO ANDREFANA
– Fanofanana ekipa vaovao CRENAS mobiles roa eo anivonโny Faritra
– Fivoriana t@ alalan’ny tambazotra serasera ho fandrindrana ny fiaraha-miasanโny fitondram-panjakana sy UNFPA
– Fanatanterahana ny fampiofanana ny mpanentana ara.pahasalamana tao @ Distrika Toliara 2 momba ny aretina habokana
J. DRSP ATSINANANA
– Fanofanana momba ny fiarovana sy ny fandraisana an-tanana ny aretina manodidina izao ady aminโny covid-19 izao ary koa ny fahaizana mandray sy mikarakara ny marary
– Fampiofanana momba ny Planning Familial Intรฉgrรฉ
II. IRETO KOSA IREO ASA KASAINA TANTERAHINA AMINโITY HERINANDRO ITY
1. DPEV
– Fanaovana tombanezaka ny fanaovam-baksiny miaro amin’ny Coronavirus andiany voalohany sy fanomanana ny andiany faharoa izay hatao any Ambohimiandra ny 13 sy 14 jolay ho avy izao;
– Atrik’asa hanambarana amin’ny fomba ofisialy ny valin’ny fanadihadiana ny tahan’ny fanaovam-baksiny eto Madagasikara izay hotanterahina ao amin’ny Carlton ny Alakamisy 15 jolay 2021.
2. DSSB
– Fandraisana anjara aminโny fanofanana ny EMAD Tulรฉar 1 sy Tulรฉar 2 mahakasika ny fahaiza-mitarika sy mitantana (LDP+)
3. DHRD
– Fidinana ifotony eo anivonโny Hรดpitaly aminโny fanaraha-maso ny famolavolร na sy fanatanterahana ny teti-kasa ho fampivoarana ny Hรดpitaly (PEH).
– Fanaraha-maso ny fampiharana ny โapproche 5S-KAIZENโ mba hanatrarana ny tanjona ho tonga any aminโny LABELISATION.
4. DPS
– Fanofanana momba ny Serasera ยซ Communication ยป hoanโny mpiasanโny HJRA
– Fivoriana momba ny stratรฉgie institutionnelle miaraka aminโny projet FAFY
5. DRSP VAKINANKARATRA
– Fanohizana ny asa fanentanana mahakasika ny ady aminโny Covid-19
– Fanatanterahana ny โSupervision intรฉgrรฉe et ciblรฉeโ aminโireo Distrika 7 mandrafitra ny Faritra Vakinankaratra
– Fametrahana ny โCSB rรฉformรฉโ ao Andranomanelatra, Betafo, Atanomandry. miaraka aminโny โUnion Europeรฉnneโ.
– Fivoriana mahakasika ny โOpรฉration Smileโ iarahana aminโny GES (Global Essential Surgery). Mpandray anjara CHRR, CHRD. Lahadinika mandritra izany ny famadihana ny CHRD I ho lasa CHRD II ka ny tanjona dia ny mba hanananโ ny distrika tsirairay toeram-pandidiana.
6. DRSP ATSIMO ANDREFANA
– Fanadihadiana mahakasika ny fisian’ny tranga lefakozatra iray hita tao Maninday, distrika Toliara 2
– Fanatanterahana ny fiofanan’ireo 17 mpitantana tobi-pahasalamana ao anatin’ny Distrika ara-pahasalamana ny Toliara 2 mahakasika ny Fandrindrana ny fiana-pianakaviana rehetra.
– Fampiofanana ny EMAD sivy sy tomponandraikitra CDT Atsimo Andrefana momba ny antotanโisa sy fikirakirana taratasy momba ny aretina raboka.
– Fandraisana farany ny tetikโasa fanamboarana sy fampidirana rano eny aminโny Tobim-pahasalamana ao aminโny SDSP Toliara I: CSB2 Tanambao โTsimenatsy โ Mahavatsy I – Mahavatsy II โ Sanfily โ Besakoa โ Mitsimbina โ Betania.
7. DRSP ANOSY
Fanofanana ny mpiasanโny Fahasalamana ao Amboasary ny Planning Familial Intรฉgrรฉ
8. DRSP V7V
Fanofanana ny EMAR momba ny fandraisana an-tร nana ny Peste iarahana aminโny Institut Pasteur
9. DRSP ATSINANANA
– Dinikโasa iarahanโny EMAR, EMAD sy ny ACCESS momba ny ย ยป Approche Tombim-pahasalamana Tomombana sy Mahombyย ยป TTM
– Fanaovana audit ny Pha-Ge-Dis Toamasina 1
Tatitra: DHRD
Sary SCM/DirCom-MSANP