Taorianโny fety dia hita fa misy fiakarana ny isanโireo olona voanโny valanaretina Covid-19 eto Madagasikara. Eo am-pandaminana ny hisokafanโny CTC-19 Village Voara Andohatapenaka indray noho izany ireo tomponโandraikitra handraisaina ireo olona hanao fitiliana. Araka ny fanambarana nataonโi Dr Manitra RAKOTOARIVONY Talenโny fampiroboroboana ny fahasalamana eto anivonโny Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka dia mbola afaka mandray ireo marary mitondra ny tsimokโaretina Coronavirus ny hopitaly manara-penitra ny eny Anosiala, ny CHRD Bongatsara sy Anosiavaratra ary ny HJRA sy ny HJRB. Etsy an-kilany dia efa vonona ihany koa ny toerana fandraisana marary sy ireo mpitsabo eny aminโny Village Voara Andohatapenaka ary efa voaray ara-dalร na avokoa ireo fanafody mety ho ilaina. Maimaim-poana ny fitiliana sy ny fanafody ka ireo rehetra izay misy soritrโaretina ahiahiana ho Coronavirus dia afaka manao fitiliana eny avokoa.
—————————————————————————————————-
๐ฐ๐๐รจ๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐รฉ๐, ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐รฉ๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐รฉ ร ๐ผ๐๐๐๐๐๐๐๐๐. ๐ณ๐ ๐๐ ๐๐๐๐, ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐รฉ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐รฉ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ฒ๐๐ฒ-๐ท๐ฟ ๐
๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐ ๐ฐ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐. ๐ป๐ ๐ณ๐ ๐ผ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฐ๐บ๐พ๐๐พ๐ฐ๐๐ธ๐
๐พ๐ฝ๐, ๐ณ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ฟ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐รฉ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ผ๐๐๐๐๐รจ๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐รฉ ๐ ๐รฉ๐๐๐๐รฉ ๐๐๐ ๐๐ ๐ฒ๐ท๐ ๐ฐ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐ ๐โ๐ฐ๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐ฒ๐ท๐๐ณ ๐ฑ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฐ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐ท๐น๐๐ฐ ๐๐ ๐๐ ๐ท๐น๐๐ฑ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ฒ๐๐๐๐-๐ท๐ฟ ๐๐๐๐๐โร ๐๐ ๐๐๐๐. ๐ป๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐ ๐รฉ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐รฉ๐ร ๐๐รช๐๐ ๐๐ ๐รด๐รฉ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐ ๐ฐ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐. ๐ด๐ ๐๐๐ ๐รฉ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐รฉ๐ร ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐. ๐ป๐ ๐รฉ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐รฉ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐