Ny ยซ ๐๐ณ๐ข๐ค๐ช๐ฏ๐จ ๐๐ฐ๐ฏ๐ต๐ข๐ค๐ต ยป dia fomba entina hikarohana faranโizay haingana ireo olona rehetra nifandray na nifanerasera mivantana tamina olona efa voamarina fa mitondra ny valanaretina Covid-19 ka ampanaovina test avy hatrany. Ireo izay mbola tsy misy soritrโaretina akory kanefa mitondra na nitondra ny valanaretina dia hita avy hatrany aminโity ยซ ๐๐ณ๐ข๐ค๐ช๐ฏ๐จ ๐๐ฐ๐ฏ๐ต๐ข๐ค๐ต ยป ity. Marihina ihany koa fa ireo olona izay manana aretina mitaiza toy ny diabeta na fiakarana tosi-drร no tena mampiseho ilay tranga misy fahasarotana ankehitriny. Aminโireo toerana misy tranga fahasarotana ankehitriny dia atao avy hatrany ihany koa ny fitiliana ireo olona nifanerasera taminโizay mitondra ny valanaretina, ny fitiliana ny siramamy sy ny tosi-drร . Izany no atao dia ny hanapahana ifotony faranโizay haingana ny fiparitahanโny valanโaretina any aminโireo toerana misy trangana valanaretina Covid -19 na aiza na aiza eto Madagasikara.
————————————————————————————————
Le ยซ ๐๐ณ๐ข๐ค๐ช๐ฏ๐จ ๐๐ฐ๐ฏ๐ต๐ข๐ค๐ต ยป est un moyen qui consiste ร rechercher le plus rapidement possible toutes les personnes qui sont entrรฉes en contact direct avec des personnes testรฉes positives ร la Covid-19 afin de leur faire passer un test. Mรชme ceux qui sont asymptomatiques seront facilement identifiables par ce ยซ ๐๐ณ๐ข๐ค๐ช๐ฏ๐จ ๐๐ฐ๐ฏ๐ต๐ข๐ค๐ต ยป. Il est ร portรฉe de notre connaissance que ce sont ceux qui ont des maladies chroniques telles que le Diabรจte ou lโhypertension qui sont les plus vulnรฉrables. Pour les cas contacts dans les lieux qui prรฉsentent des formes graves de la maladie, un dรฉpistage du sucre ainsi que de lโhypertension est fait en plus du test Covid-19. Ceci est dans le but dโรฉradiquer le plus rapidement possible la chaรฎne de transmission dans les lieux cibles partout ร Madagascar.