Antoka iray ahafahana misoroka sy mandresy ny valanaretina ihany koa ny fahaizana manabe ny vahoaka hanana fomba fiainana ara-pahasalamana. Mitana anjara toerana lehibe amin’izay fanabeazana ny vahoaka izay ny mpanao gazety sy ny mpampita vaovao amin’ny alalan’ny tambazotran-tsosialy ankehitriny.
Nisy ary io maraina io ny fihaonana teo amin’ny Tompon’andraikitry ny Foiben’ny Serasera eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka (DirCom) sy ny Mpanao gazety nametrahana lamina mikasika indrindra ny fiaraha-miasa ho amin’ny serasera ho fanatsarΓ na ny Fahasalamam-bahoaka.
Tafatsangana taorian’ny fihaonana ny vondrona mpanao gazety izay hiara-hiasa akaiky amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny lafiny serasera ho fanabeazana ny vahoaka izay.
𝐀π₯𝐞𝐨 𝐦𝐒𝐬𝐨𝐫𝐨𝐀𝐚 𝐭𝐨𝐲 𝐒𝐳𝐚𝐲 π¦π’π­π¬πšπ›π¨,
πŒπ’π€ππ 𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐒π₯𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐑𝐨𝐚𝐀𝐚 𝐑𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲.
Sary sy fanadihadiana: DIRCOM/SCM-MSANP