Araka ny Didim-panjakana Laharana 2020 – 997 ny 20 Aogositra 2020 ho fanendrena ny Mpikambana ao amin’ny Governemanta vaovao izay tarihin’ny Praiminisitra Christian Ntsay, voatendry ho Minisitra ny Fahasalamam-bahoaka, Pr Hanitrala Jean Louis Rakotovao.
Ny fianakaviamben’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia miarahaba anao Andriamatoa Minisitra, ary mirary fahombiazana feno amin’ireo adidy sy andraikitra hosahaninao amin’ny fampivoarana fahasalamam-bahoaka eto amin’ny Nosy.
————————*******————————
Vu le decret N° 2020 – 997 du 20 Aout 2020 portant nomination des membres du gouvernement dirigé par le Premier Ministre Ntsay Christian,est nommé Ministre de la Santé Publique, Pr Hanitrala Jean Louis Rakotovao.
Tout le personnel du Ministère de la Santé Publique vous souhaite la bienvenue et plein succès pour votre nouvelle mission.
Sary: Présidence de la République de Madagascar