๐ฉ๐ข๐ฉ๐ข๐ก๐๐ -๐๐ ๐๐๐๐-๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐ฅ๐๐ข ๐๐ข๐๐ข๐ง๐๐ฅ๐ ๐๐ง๐ข ๐ ๐๐๐๐๐๐ฆ๐๐๐๐ฅ๐ (๐ฉ๐๐ฒฬ๐บ๐ฒ๐ ๐๐๐๐ถ๐๐ฒ๐ ๐ก๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ๐น๐ฒ๐ ๐ฑ๐ฒ ๐น’๐ข๐ฟ๐ฑ๐ฟ๐ฒ ๐ฑ๐ฒ๐ ๐ ๐ฒฬ๐ฑ๐ฒ๐ฐ๐ถ๐ป๐).
par | 23 Aoรปt 2022 | Actualitรฉs, Evรจnements, Nos rรฉalisations |

Taminโny taona 2016 no nisy fihaonambe farany natao teto Antananarivo.
Nanapaka hevitra ary ny Holafitra fa hanao fivoriambe izay rafitra faratampony hanangonana ny hevitrโireo dokotera rehetra manerana ny Nosy izay mpikambana ao aminy.

Maro ireo tonga namaly ny antso tao amin’ny Akademia Malagasy Tsimbazaza, ny Asabotsy 20 Aogositra 2022 lasa teo ary tapaka taorian’ny fakan-kevitra fa hotazomina ny fehinkevitra tamin’ny 2016 sy 2021 ary hampiana ireo hevi-baovao voaray nandritra izao fihaonam-be izao.

Vonona araka izany ny Holafitra ny hanome ny heviny mikasika ireo lalร na mifehy ny asan’ny fahasalamana izay ilaina fandinihina manokana.

Tonga nisolotena ny Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka nitarika sy nanome voninahitra izao fihaonan-dehibe izao, ny Dr YASMINE Lethicia Lydia, Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka.
Sary sy Fampitam-baovao: Holafitra Nasionalin’ny Dokotera eto Madagasikara (ONM).
Touchez plus de personnes avec cette publication
Vous pourriez toucher jusquโร 4 417 personnes par jour en boostant votre publication pour 14ย $US.