๐๐ป๐ธ๐ฎ๐น๐ฎ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ถ๐ผ ๐ฌ๐ณ ๐๐ฝ๐ฟ๐ถ๐น๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ.
๐๐ฒ๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ผ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ ๐ป๐ผ ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ป’๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ฎ๐ต๐ผ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ก๐ผ๐๐.
ANALAMANGA:
PALAIS DES SPORTS MAHAMASINA Fizaham-pahasalamana isan-karazany sy fanentanana iarahana amin’ireo Mpanakanto ao amin’ny hetsika Bemiray izay karakarain’ny Fitaleavana misahana ny fampiroboroboana ny Fahasalamana.
AMORON’I MANIA:
ANTAMPONIVINANY-AMBOSITRA
Fanolorana MOTO sy Fitaovana medikaly samihafa ho an’ireo CSB II ao amin’ny Faritra Amoron’i Mania
MATSIATRA AMBONY:
– ALAKAMISY AMBOHIMAHA
Tolotra fahasalamana manatona Vahoaka iarahana amin’ny SDSP Lalangina
– CHU ANDRAINJATO
Fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19 ireo Mpianatra ho Mpitsabo
MELAKY:
– 06 Ora maraina : Dia an-tongotra mahasalama
– fanentanana momba ny Fahasalamana sy ny tontolo iainana
– fitiliana maimai-poana ny HTA sy ny Diabรจte
– fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19
VAKINANKARATRA:
DISTRIKAN’I MANDOTO
Fizaham-pahasalamana maimaimpoana
( voucher), fitsaboana ny nify sy ati-vava, Fitiliana sy fandraisana an-tanana IST/VIH, Fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid- 19, fandrindrana fiainam-pianakaviana (P.F), CPN , Fizarana CVO familial, fizahana maso sy Fitiliana katarakta iarahana amin’ny EZCO, fanentanana ara-pahasalamana samihafa.
ATSIMO ANDREFANA:
Asa tanamaro ao amin’ny CHU Tanambao iarahana amin’ny Governora sy Prefet ary ireo Mpiasam-panjakana ao amin’ny Service territorial dรฉcentralisรฉ.
SOFIA:
ANTSOHIHY
– 5 ora 30 mn: Jogging iarahana amin’ireo Manampahefana sy ireo ยซย Directions rรฉgionalesย ยป any an-toerana.
– 06 ora maraina: Fanaovana famorana maimaimpoana ho an’ny Zaza rehetra izay mila izany.
– Fanadiovana ankapobeny ny anaty trano sy ny eny ivelan’ ny CHRR Antsohihy ka nanentanana ny mpisehatra ara pahasalamana rehetra sy ireo mpiaramiombon’antoka ary ireo mpianatra paramed rehetra.
– Fanaovam-bakisiny iadiana amin’ny covid-19
– Fandrindrana Fiainam-pianakaviana (P.F)
– Fizaham-pahasalamana faobe mandritra ny tontolo andro
– Hetsika ara panatanjahantena: fihaonan’ny 3FB any an-toerana sy ny Ekipan’ny Filaminam-bahoaka.
MENABE:
MORONDAVA
– Carnaval iarahan’ny vahoaka sy ireo Manampahefana
– Famelabelarana arahana adihevitra mahakasika ny tontolo iainana iarahana amin’ny Talen’ny tontolo iainana(DREDD) sy ny Tale paritriny fahasalamam-bahoaka( DRSP)
– Fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19.
– Fitiliana diabรจta sy Tosi-drร
– ยซย Tamtamย ยป manerana ny tananan’ i Morondava.
– Fanentanana atao amin’ny haino aman-jery iarahana amin’ireo Mpanao Gazety.
ATSINANANA:
– Fanentanana mikasika ny hetsika tokony hataon’ny sokajin’olona isan-karazany hitandrovana ny tontolo iainana (eny amin’ny plage sy ny tร nanan’i Foulpointe)
– fambolen-kazo ao anatin’ny tokontanin’ny CSB2 Foulpointe.
– Kilalao ยซย radio crochetย ยป arahina fizarana loka.
– Fandaharana amin’ny haino aman-jery hanentanana mikasika ny fihetsika tokony ataon’ny tsirairay manoloana ny fahasimban’ny tontolo iainana iarahana amin’ireo manam-pahefana, ny DE CHUM sy ny ekipany, DE CHUAT sy ny ekipany, Mรฉdecin Inspecteurs 7 miaraka amin’ny ekipany, ny Talen’ny Vaksiny (DEPV) sy ny ekipany, ireo mpiara-miombon’antoka ary ny ekipan’ny DRSP Atsinanana tarihin-dRamatoa Talem-Paritry ny Fahasalamana Atsinanana.
IHOROMBE
– Fanentanana amin’ny haino aman-jery
– ยซย Tam-tam sono-mobileย ยป mitety tanร na,
– Asa Tagnamaro fanadiovana sy fambolen-kazo ao amin’ny CHRR Ihosy
– Fanentanana sy Fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19,
– Fitiliana aretina tsy mifindra.
ALAOTRA MANGORO
– Hisy ny Hetsika eny ifotony karakarain’ny SDSP Amparafaravola, Moramanga , ary Anosibe an’ala.
– AMBATONDRAZAKA:
-hazakazaka sy fihaonana ara-panatanjahan-tena,
-fambolen-kazo sy voninkazo
-fanadiovana ny faritry ny SDSP, CHRD, CHRR, ny DRSP isan’isany avy
-Tolotra ara pahasalamana : Fizaham-pahasalamana ankapobeny, Fitiliana diabeta, VIH/Sida, fizarana vit A sy ody kankana, fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19.
-Fanentanana mikasika ny Ady amin’ny tiberkilaozy.
Hetsika izay iarahana amin’ireo Mpiara-miombon’antoka: ASOS, ORINASA AMBATOVY, CIREF, AMADIA, PHARMACIES, DREDD
BONGOLAVA:
FENOARIVOBE
-Fizaham-pahasalamana maimaimpoana sy fandraisana an-tanana ny Zaza latsaky ny 5 taona.
-Fitiliana diabeta sy Tosidra.
-Fanentanana sy fanaovana vakisiny iadiana amin’ny covid-19.
-Fanentanana ny mpianatra zatovo amin’ny fahasalaman’ny nify sy ativava sy ny fanentanana ara-pananahana
LAPAN’NY TANANA TSIROANOMANDIDY
Iarahana amin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny
– Fizahana sy fitsaboana ny Zaza latsaky ny 5 taona PCIME sy fitiliana tsifanjariantsakafo,
– Fandraisana an-tanana ireo vehivavy mitondra vohoka
– Fitiliana diabeta sy tosidra.
– Fanentanana sy fanaovana vakisiny fanefitry ny covid-19.
Fanentanana :
– Momba ny ady amin’ny pesta iarahana amin’ny EMAR.
– Momba ny ady amin’ny tazomoka iarahana amin’ny EMAD
– Momba ny Tosi-drร iarahana amin’ny CHRR
BOENY:
MAHAJANGA
-Fanadiovana sy fanatsarana ny tontolo manodidina ny toeram-piasana: CHU anakiroa, ny ao amin ny ยซย Directionย ยป sy ny CSB eto Mahajanga 1.
-Fizaham-pahasalamana maimaimpoana -Fitiliana ny tsy fanjariantsakafo ho an’ny zaza latsaka ny dimy taona, vehivavy mampinono sy vehivavy bevohoka (Hisy fizarana koba ho azy ireo).
-Fizahana maso, fitiliana homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza, fitilina diabeta, Fitiliana Tosi-drร , Fizahana manokana ny fahasalaman’ny saina
-Fanamafisana n’y fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19.
ATSIMO ATSINANANA
SDSP Farafangana:
– La marche miaraka amin’ny ยซย Directionย ยป sy ny ONG
– Fanentanana sy fanaovam-baksiny iadiana amin’ny covid-19
– Fizarana CVO
– Famelabelarana iarahana adi-hevitra mikasika ny Fahasalamana sy ny tontolo iainana
-Fanadiovana ny ยซย Bord de la merย ยป
#JMS_2022: ยซย ๐๐ง๐ญ๐จ๐ค๐ ๐ง๐ฒ ๐
๐๐ก๐๐ฌ๐๐ฅ๐๐ฆ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐, ๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐ฒ ๐จ๐ง๐๐ง๐๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐ย ยป
๐๐ฒ ๐
๐ข๐ญ๐จ๐ง๐๐ซ๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ง๐ฃ๐๐ค๐๐ง๐ ๐๐๐ฅ๐๐ ๐๐ฌ๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐ฅ๐๐ฅ๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ญ๐๐ซ๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐
๐๐ก๐๐ฌ๐๐ฅ๐๐ฆ๐๐ฆ-๐๐๐ก๐จ๐๐ค๐ ๐๐ข๐ ๐๐จ ๐๐ง๐ข๐ฅ๐๐ง๐๐จ ๐ก๐๐ญ๐ซ๐๐ง๐ฒ