๐ง๐๐ ๐บ๐ถ๐ธ๐ฒ๐น๐ ๐๐ผ๐ฟ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ฒ๐๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐๐๐ ๐บ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ฒ๐๐ ๐ธ๐ถ๐น๐ผ๐บ๐ฒ๐๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ผ.
Olona miisa 81 no nisitraka fanaovam-baksiny maimaimpoana nandritra ny fandalovan’ ny ekipan’ny mpiasan’ny fahasalamana nanao vaksiny tao amin’ny fokontany Androvakely.
Ankasitrahana feno izy ireo, izay tsy mitandro hasasarana amin’ny fiarovana ny Vahoaka manoloana ny valanaretina.
Nandritra izany no nanatanterahan’izy ireo fanentanana momba ireo fepetra tokony atao hitandroana ny fahasalamana
๐ญ๐ด ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ ๐ต๐ผ ๐บ๐ถ๐ต๐ผ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ?
๐๐ป๐ฑ๐ฎ๐ผ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐๐ฎ๐ธ๐๐ถ๐ป๐ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ต๐ฎ๐ท๐ฎ๐ผ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ณ๐ฒ๐ฝ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ
Miaro antsika rehetra amin’ny tranga misy fahasarotana ny vaksiny.