Zana-kazo miisa 4000 fototra no nambolen’ny Fianakaviam-ben’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izay teo ambany fitarihan’ Andriamatoa Minisitra Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, androany teny Manakavaly, ho fanatanterahana ny Veliranon’ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA, ยซย Madagasikara rakotra ala, miaina ao anatin’ny tontolo maitsoย ยป.
Nanome voninahitra ity hetsika fambolen-kazo ity ireo Solombavam-bahoakanโi Madagasikara efa-dahy, izay nahitana ny Solombavam-bahoaka voafidy tao aminโny Distriakanโi Moramanga no sady Filohanโny Kaomisaona misahana ny Fahasalamana eo anivonโny Antenimieram-pirenena, ny Solombavam-bahoaka voafidy tao aminโny Distrikanโny Ambohidratrimo, ny Solombavam-bahoaka voafidy tao aminโny Distrikanโi Fianarantsoa I ary ny Solombavam-bahoaka voafidy tao aminโny Distrikanโ i Sakaraha.
ยซย FAMBOLEN-KAZO FANARENANA LOHARANO, ANTOKY NY FIVELOMAN’NY MPONINAย ยป
: SCM/DIRCOM-MSANP
+15