โœ… Fahasalamana ho an’ny rehetra tsy anavahana sokajin-taonaย ยป izany no velirano faha-5 napetraky ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ary ny Ministeranโ€™ny fahasalamam-bahoaka dia manohy ny ezaka rehetra amin’ny fanatanterahana izany.
โญ• Mihazakazaka ny fivoaran’ny tontolon’ny fitaterana sy ny teknolojia. Mivoatra manaraka izany ihany koa ny fomba fitaterana ireo fanafody sy kojakoja medikaly eto Madagasikara ary manome Tanana ny Fitondram-panjakana amin’ny fanatanterahana izany ireo Mpiara-miombon’antoka.
โญ• Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany 24 Martsa 2022 tany Antetezambaro, distrikan’i Toamasina II ny fanombohana ny fitaterana fanafody amin’ny alalan’ny ยซย droneย ยป ao amin’ny faritra Antsinanana.
โœ… Manampy be ny famatsiana ireo Tobimpahasalamana saro-dalana ny fisian’izao fitaterana fanafody amin’ny alalan’ny ยซย droneย ยป izao, satria minitra vitsivitsy no isaina dia afaka misitraka ny fanafody izy ireo. Azo antoka ihany koa araka izany ny famatsiana fanafody ara-potoana eny amin’ireo toerana lavitra ny tanan-dehibe
โญ• Izao tetikasa goavana izao no tanteraka dia noho ny fiaraha-miasanโ€™ny Fitondram-panjakana Malagasy amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Governemanta Amerikana, amin’ny alalan’ny USAID/IMPACT.
โœ… ยซย Izay Marary andrianina !ย ยป, miavaka ary hita miharihary sy azo tsapain-tanana ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana ankehitriny sy ireo Mpiara-miombon’antoka amin’ny fampivoarana ny fahasalamam-bahoaka.
SCM/DIRCOM-MSANP