๐—–๐—›๐—ฅ๐—— ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—๐—”๐—ฅ๐—ฌ: ๐— ๐—œ๐—ง๐—ข๐—›๐—ฌ ๐—ง๐—ข๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—”๐—›๐—”๐—ญ๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—ฅ๐—”๐—ฅ๐—ฌ

 

โญ• Anisan’ireo nahitana faharavana vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai sy Emnati ny Hopitalim-panjakana ao amin’ny Distrikan’i Mananjary na CHRD Mananjary.

 

โญ• Nikaro-bahaolana haingana ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka nanoloana izany, ka dia nisy ny fananganana ยซย Tenteย ยป lehibe anankiroa, handraisana ireo vehivavy mitondra vohoka tonga misafo (CPN) sy ireo vehivavy izay manao fandrindrร na fiainam-pianakaviana (PF), izay fiaraha-miasa miaraka amin’ny Mpiara-miombon’antoka UNFPA Madagascar.

 

โญ• Efa am-perin’asa, manampy izany koa ny ยซย Tenteย ยป lehibe iray hafa avy amin’ny Mpiara-miombon’antoka ยซย Mรฉdecin Sans Frontiรจreย ยป izay natao handraisana marary.

 

โญ• Manomboka miverina toy ny mahazatra araka izany ireo tolotra ara-pahasalamana azon’ny vahoaka sitrahana eo anivon’ny Hopitaly, izay marihana fa maimaimpoana avokoa na ny fizaham-pahasalamana izany na ny fanafody.

 

#Fahasalamana_ho_an_ny_daholobe_tsy_anavahana_sokajin_taona.

 

@Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka

@UNFPA Madagascar

@Mรฉdecins Sans Frontiรจres / MSF

 

Sary sy fampitam-baovao: DRSP VATOVAVY