๐—™๐—œ๐—”๐—ฅ๐—”๐—›๐—”-๐— ๐—œ๐—˜๐—ก๐—ง๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐— ๐—œ๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ก-๐—ง๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—ฆ๐—”๐—Ÿ๐—”๐— ๐—”๐—ก’๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—ง๐—ฅ๐—”๐—•๐—ข๐—œ๐—กA

 

Niainga androany maraina teto Antananarivo ary nihazo ny Faritra Vatovavy, ny Faritra Fitovinany ary ny Faritra Atsimo Atsinanana ireo ยซย Cliniques mobilesย ยป hanatanteraka Fizaham-pahasalamana sy Fitsaboana maimaimpoana.

 

Mankasitraka ireo Mpiara-miombon’antoka rehetra izay manome tร nana ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny fanatanterahana izao hetsika izao.

 

@Association Fitia Officiel

@UNFPA Madagascar

@Fisa Madagascar

@OMS Madagascar

@Marie Stopes Madagascar

@USAID’s ACCESS Health Program

@ASOS Madagascar

 

#Voin_kava_mahatratra

#Malagasy_mifanohana_hatrany

 

SCM/DIRCOM-MSANP