๐—™๐—”๐—ก๐—ข๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—ง๐—˜๐—ž๐—ก๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—”๐—ก๐—œ๐—ก๐—” ๐— ๐—œ๐—ฆ๐—”๐—›๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ž๐—ข๐—๐—”๐—ž๐—ข๐—๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ง๐—”๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—˜๐——๐—œ๐—ž๐—”๐—Ÿ๐—ฌ ๐—˜๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—œ๐—ฉ๐—ข๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—›๐—ข๐—ฃ๐—œ๐—ง๐—”๐—Ÿ๐—ฌ ๐—Ÿ๐—˜๐—›๐—œ๐—•๐—˜ (CHU)

 

Notanterahina nanomboka omaly hatramin’ny Zoma 18 febroary 2022 ho avy izao ny fanofanana andiany voalohany ireo tekinisiana misahana ny fikojakojana ny fitaovana medikaly eny anivonโ€™ireo Hรดpitaly lehibe (CHU) manerana ny Nosy na ยซย Formation en gestion et en maintenance des รฉquipements mรฉdicauxย ยป izay karakarain’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka (DGFS) sy ny Mpiara-miombon’antoka JICA

 

Tanjona ny hanamafisana ny fahaizan’ireo teknisiana mpisehatra amin’ny fikojakojana ny fitaovana medikaly ireo ho fanatsarana hatrany ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka.

 

Ireo mpandray anjara amin’izao andiany voalohany izao : CHUJRB, CHUJDR, CHUMET, CHUJRA,CHUGOB, CHU Fenoarivo,CHU Andohatapenaka, CHU Anosiala,CHU Tanambao I , Diรฉgo, CHU MITSINJO BETANIMENA Toliara, CHU Antanambao Toliara.

 

#Izay_mahakolokolo_no_manana_ny_soa

#Kajio_haharitra_ny_fananana_iombonana

#MSANP #DGFS #JICA

 

Sary sy fampitam-baovao: DGFS Direction Gรฉnรฉrale de Fourniture des Soins