๐๐๐ฌ ๐๐ ๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐๐ข๐ฉ๐๐- ๐ญ๐ต: ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ฆ๐๐ก๐ ๐๐ก-๐ง๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐ฅ๐๐ข ๐ง๐ฅ๐๐ก๐๐ ๐ ๐๐ฆ๐ฌ ๐๐๐๐๐ฆ๐ข๐ฅ๐๐ง๐๐ก๐
๐ง๐๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ป๐ฎ โ๐๐ผ๐๐ฒ๐ป๐ผ๐ โ ๐บ๐ถ๐๐ฒ๐ป๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐ญ๐ฐ๐ฐ.๐ฌ๐ฌ๐ฌ.๐ฎ๐ฌ๐ฌ ๐๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐, ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ฒ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐๐ฎ โ๐จ๐ฆ๐๐๐/๐๐ ๐ฃ๐๐๐งโ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ฎ๐ต๐ผ๐ฎ๐ธ๐ฎ.
๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐ฑ๐ฎ๐ต๐, ๐ฌ๐ฏ ๐ณ๐ฒ๐ฏ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฎ – Ady iraisana ny ady aminโny covid-19, Mpiara-miombonโantoka maro no mifanome tanana aminโny Fanjakana Malagasy ho fiarovana ny vahoaka manoloana ity valanaretina ity.
Iray aminโizy ireo ny Governemanta Amerikanina aminโny alalanโny USAID sy ny Tetikasa IMPACT, izay nanolotra tsindrona โLovenoxโ mitentina 144.000.200 Ariary, ho entina hanatsarana ny fahasalamam-bahoaka indrindra aminโny fandraisana an-tร nana ireo olona voanโny Covid-19 maneho tranga misy fahasarotana.
Nisolo-tena anโ Andriamatoa Ministra, nandray ireo fanampiana ireo taminโny fomba ofisialy teto aminโny Foibenโny Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka androany, Ramatoa Talenโny Kabinetra sy Ramatoa Sekretera Jeneraly notrononโireo mpiaramiasa eto anivonโny Ministera sy ireo avy aminโny Mpiara-miombonantoka USAID/IMPACT.
Mankasitraka ny USAID/IMPACT izay miara-dalana hatrany aminโny Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka, aminโny tantsoroka izay tafiditra tanteraka ao anatinโny fanatanterahana ny Velirano fahadiminโny Filohanโny Repoblika, Andry RAJOELINA; ยซ Fahasalamana ho anโny daholobe tsy anavahana sokajin-taona ยป
๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฒ๐๐ ๐ป๐ ๐ฐ๐ผ๐๐ถ๐ฑ-๐ญ๐ต
๐๐ฟ๐ผ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ
๐๐ฟ๐ผ๐๐ ๐ธ๐ผ๐ฎ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ
๐ฆ๐๐ /๐๐๐ฅ๐๐ข๐ -๐ ๐ฆ๐๐ก๐ฃ