๐ก๐ฎ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ณ๐ผ๐ฑ๐ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ฎ๐ต๐ผ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ถ๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ฒ๐ป’๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฟ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐๐ผ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ.
๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐ฑ๐ฎ๐ต๐, ๐๐น๐ฎ๐ธ๐ฎ๐บ๐ถ๐๐ ๐ฎ๐ณ ๐ท๐ฎ๐ป๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฎ |Manao tohi-vakana ireo Mpiara-miombon’antoka, maneho firaisankina manome tanana amin’ny fitsaboana ireo mpiray tanindrazana izay traboina noho izao fiakaran’ny rano amin’ny faritra maro eto amintsika izao.
โญ Tonga nanolotra fanafody ho an’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny Fianakaviam-ben’ny farmasianina eto amintsika, izay ahitร na ny Holafitra, ny Sendikร , ny Fikambanana ary ireo Mpamongady fanafody.
โญ Fanafody izay hoentina handraisana an-tanana ny fahasalaman’ireo traboina ary manampy betsaka ny mpiasan’ny fahasalamana amin’ny fanatanterahany ny adidiny.
โญ Andriamatoa Filohan’ny Holafitry ny Farmasianina eto amintsika no nanolotra ireo fanampiana ireo. Nandray izany tamin’ny fomba ofisialy, ireo Tomponandraikitra ambony eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izay nahitana an-dRamatoa Talen’ny Kabinetra, Ramatoa Sekretera Jeneraly ary andriamatoa Tale Jeneralin’ny Famatsiana ara-pahasalamana.
—————
๐๐ Ankasitrahana feno ny hetsika tolo-tร nana ho an’ny mpiray tanindrazana toy izao.๐๐
—————
โญ Misokatra mandrakariva amin’ny fiarahamiasa ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny fanatanterahana ny velirano fahadimy sy ny fiarovana ny vahoaka manoloana ny valanaretina.
๐ธ: SCM/DIRCOM-MSANP