๐ฉ๐ฒ๐น๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฑ๐ถ๐บ๐- ๐ง๐ฒ๐ฏ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ผ๐ฎ : ๐๐๐ก๐๐ง๐ฆ๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐ง๐ข๐๐ข๐ง๐ฅ๐ ๐๐ฅ๐-๐ฃ๐๐๐๐ฆ๐๐๐๐ ๐๐ก๐
> ๐ ๐๐ญ๐ข๐ง๐ฅ๐ ๐ง๐ฆ๐๐ฅ๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐ก๐๐๐ก๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐ฆ๐ ๐๐ ๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฃ๐๐ก๐๐ง๐ฅ๐ ๐๐ป๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฝ๐ผ๐๐๐
Ao aminโny distrikanโi Mananara avaratra, Faritra Analanjirofo no misy ny kaomina Analanampotsy. Ao avaratrโi Fenoarivo Atsinanana manamorona ny lalam-pirenena faha 5, eo anelanelanโi Maroantsetra sy Toamasina vao afaka kelinโny Tetezana eo aminโny reniranonโi Maningory.
Toy ireo kaomina maro manerana ny Nosy dia isanโireo nanangananโny Fitondram-panjakana CSB II Manarapenitra ihany koa ity kaomina izay ahitana mponina manodidina ny 18 000 ity.
#Velirano_Fahadimy
#Fahasalamana_ho_an_ny_rehetra_tsy_anavahana_sokajin_taona
#Ministeran_ny_Fahasalamam_bahoaka_eo_anilanao_hatrany
SCM/DIRCOM-MSANP