๐ ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป-๐ท๐ฎ๐๐ผ๐ป๐ ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ผ ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐น๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐ก๐ผ๐๐ ๐ป๐ผ ๐๐ผ๐ป๐ด๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ญ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฏ๐ฒ.
๐ ๐ผ๐ฟ๐ผ๐ป๐ฑ๐ฎ๐๐ฎ, ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ -๐ง๐ฎ๐น๐ฎ๐๐ฎ ๐ฌ๐ฎ ๐ป๐ผ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ญ l
Nosokafana tamin’ ny fomba ofisialy androany maraina ny Zaikabe Nasionaly tanterahan’ny Paramedy izay haharitra efatra andro ary hifarana ny 05 novambra.
Iray amin’ireo toko telo mahamasa-nahandro ao amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny Paramedy satria ny 45%n’ny mpiasan’ny Fahasalamana dia Paramedy avokoa.
Isan-taona no anatanterahana fihaonam-be toy izao, mba hifampizarana traikefa, hitondrana ireo tatitra avy any amin’ny Distrika tsirairay, handrafetana sahady ireo asa hotanterahina ny taona ho avy, ary ho fampiraisana ireo Paramedy rehetra manerana ny Nosy.
Tonga nanome voninahitra ny ny lanonam-panokafana ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, izay sady ministra ยซ Coach ยป ny Faritra Menabe, ary ny Ministry ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana, notroninโ ireo olomboafidy sy Manampahefana maro, nahitana ny Governoranโny Faritra, ny Filohanโny Vaomieranโny Fahasalamana eo anivonโny Antenimieram-pirenena, ireo Solombavambahoakanโ i Madagasikara voafidy tany Analalava sy Befotaka, ny Filoha nasionalinโny Sendikanโny Infirmiera sy Mpampivelona eto Madagasikara (SISFM), ary ny Filohanโny Fikambanam-benโny Paramedy (APM).
Teny filamatry ny KONGRESY ny hoe ยซย ๐๐๐๐ฅ ๐๐ฉ๐๐ ๐ฃ๐ฅ๐ข๐๐๐ฆ๐ฆ๐๐ข๐ก๐ก๐๐๐๐ฆ๐ ๐ ๐ฃ๐ข๐จ๐ฅ ๐๐ ๐ฆ๐๐ก๐ง๐ ๐ฃ๐จ๐๐๐๐ค๐จ๐ย ยป
na ย ยป ๐ฃ๐๐ฅ๐๐ ๐๐๐ฌ ๐ ๐๐ง๐๐๐๐ก๐๐ก๐, ๐๐ก๐ง๐ข๐๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐ง๐๐ข๐ก’๐ก๐ฌ ๐ง๐ข๐๐ข๐ง๐ฅ๐ ๐๐ฅ๐-๐ฃ๐๐๐๐ฆ๐๐๐๐ ๐๐ก๐ ๐ข๐ ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐ฉ๐๐๐ข๐๐๐ย ยป
SCM/DIRCOM-MSANP