๐ก๐ฎ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐น๐ผ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ณ๐ฎ๐บ๐ผ๐ถ๐๐ผ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ถ๐๐ฒ๐ต๐ผ ๐ผ๐บ๐ฎ๐น๐ ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฎ ๐๐ฎ๐ผ ๐ ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ ๐ ๐ผ๐ฟ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ, ๐ฅ๐ก ๐ฐ๐ฐ ๐๐ข๐ ๐ง๐๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐๐ง๐๐ซ๐๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ฏ๐ฒ ๐ก๐๐ญ๐ซ๐๐ง๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ฎ๐ต๐ผ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ๐น๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ยซ ๐๐ผ๐ป๐ฑ๐ ๐ฑโ๐๐ฟ๐ด๐ฒ๐ป๐ฐ๐ฒ ยป ๐ถ๐๐ฎ๐ ๐๐ฎ๐ผ ๐ป๐ฎ๐ฝ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ’ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐ฎ ๐๐ถ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ฅ๐ฒ๐ฝ๐ผ๐ฏ๐น๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ ๐ฅ๐๐๐ข๐๐๐๐ก๐ ๐ป๐ ๐ต๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐น๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ฒ๐ผ.
19 no isanโireo naratra noraisina an-tanana tao aminโny CHRD Moramanga, 05 no namoy ny ainy, 06 nalefa niakatra namonjy ny CHUJRA Antananarivo, 05 manaraka fitsaboana ao aminโny sampandraharaha misahana ny fandidiana, ny 03 narahamaso tao aminโny sampandraharaha misahana ny Vonjy Aina ary efa nivoaka raha ny vaovao voaray avy amin’ny Lehiben’ny CHRD Moramanga izao maraina izao.
Nentina namonjy ny Hopitaly ihany koa ireo olona 03 hafa namoy ny ainy teo aminโny toerana nisehoanโny loza.
Miisa 05 ireo maratra mbola manaraka fitsaboana ao an-toerana raha ny fampitam-baovao voaray hatrany ary efa mihatsara avokoa ny toe-pahasalaman’ izy ireo.
Ny Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka dia miondrika am-panajana sy mitondra ny teny fankaherezana ho anโny fianakavianโireo namoy ny ainy tamin’iny lozam-pifamoivoizana iny ary mirary fahasitranana haingana ho anโireo maratra izay mbola manaraka fitsaboana.
SCM/DIRCOM-MSANP