Nanomboka omaly 19 oktobra 2021 dia nametrahana toerana voatokana hanaovana vaksiny ยซ AstraZeneca ยป sy ยซ Janssen ยป ao aminโny toby fiantsonanโ ny taksibrosy eo Andohatapenaka.
Maharitra telo andro ny hetsika, ary ireo izay misafidy ny hanao vaksiny dia hisitraka izany avokoa, na ny mpitatitra, na ny mpandeha, na ireo mpiasa manerana ny toby fiantsonana.
Tonga nijery ny fandaminana teny an-toerana, Ramatoa Talenโ ny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Analamanga ary nanentana hatrany ny vahoaka izy mba hisitraka ny vaksiny, fa antoka hiarovana aminโny tranga fahasarotana aminโny Covid-19.
Mitohy hatrany araka izany ny ezaka ataonโny Fitondram-panjakana ankehitriny aminโny alalanโny Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka, sy ireo Ministera hafa ao anatinโny Governemanta ary ireo mpiaramiombonantoka, aminโny fiarovana ny vahoaka aminโny valanaretina covid-19.
——
๐๐ผ ๐ฎ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐ ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ธ๐๐ถ๐ป๐ ๐๐ผ๐๐ถ๐๐ต๐ถ๐ฒ๐น๐ฑ/๐๐๐๐ฟ๐ฎ๐ญ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ฐ๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ผ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐, ๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ต๐ฒ๐ฟ๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐ผ, ๐๐ผ๐ป๐ด๐ฎ๐๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ผ๐ฎ.
๐ฉ๐ผ๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ฏ๐ถ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐๐ผ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐ฎ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐.
๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ, ๐๐๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐ท๐ถ๐ป-๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ
SCM/DIRCOM-MSANP