๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐๐๐ถ๐ฟ๐ผ๐ต๐ถ๐๐ฟ๐ฎ, ๐ญ๐ผ๐บ๐ฎ ๐ญ๐ฑ ๐ผ๐ธ๐๐ผ๐ฏ๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ญ I
Tsapanโny Filohanโny Repoblika, Andry RAJOELINA ny fahasahiranana mianjady aminโireo marary mila fitsaboana maika manatona ny sampana vonjy aina eny anivonโny Hopitalim-panjakana ka nanolotra vahaolana maharitra izy nanoloana izany.
Tontosa androany maraina tao aminโny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra ny lanonana fanaovan-tsonia ho fametrahana ny ยซย Fonds d’Urgenceย ยป eny aminโireo sampandraharaha misahana ny vonjy aina eny anivonโireo CHRR miisa 22, ireo CHRD miisa 99 ary ireo CHU manerana ny Nosy.
ยซ ๐๐๐ฎ๐ ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ยป, ary tokony ho karakaraina tsara hatrany izy ireo, ka tsy ho atao olana intsony eo amin’ny fitsaboana, ny tsy fananam-bola hoy ny Filoha Andry RAJOELINA.
Efa ela no novolavolaina teto anivon’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka izao tetikasa izao, efa napetraka ny tetibola ary androany no nametrahana azy amin’ny fomba ofisialy eto Madagasikara.
๐ฉ๐ฒ๐น๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฑ๐ถ๐บ๐: ยซ ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ, ๐๐๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐ท๐ถ๐ป-๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ ยป.
Sary: Prรฉsidence de la Rรฉpublique de Madagascar – SCM/DIRCOM-MSANP