Ny Zoma 1 oktobra 2021, nandritra ny fitsidihanβny Filoham-pirenena mivady sy ny delegasiona notarihiny, ny tany amin’ny Faritra Atsimo, no nitokanana taminβny Fomba Γ΄fisialy ny CSB II Manarapenitra Maroalopoty, ao aminβny distrikan’ny Ambovombe, Faritra Androy.
Ezaka ataonβny Ministeranβny Fahasalamam-bahoaka, mba hahazoanβny vahoaka misitraka tolotra ara-pahasalamana tsara kalitao, no nahazoana izao fotodrafitrasa vaovao izao, tafiditra indrindra amin’ny fanatanterahana ny Velirano fahadimin’ny Filoham-pirenena taminβny vahoaka Malagasy: « Fahasalamana ho an’ny rehetra, tsy anavahana sokajin-taonaΒ Β».
Vahoaka maro ao anatin’ireo fokontany 72 mandrafitra ny kaominina Maroloapoty no hisitraka tombontsoa mivantana vokatry ny fahazoana izao fotodrafitrasa manarapenitra izao. Ahitana efitra valo sy fitaovana vaovao ary « panneauΒ Β» mandeha amin’ny herin’ny masoandro ity CSB II vaovao ity, fampanentanana nataon’ny Filoham-pirenena tamin’ny vahoaka tamin’ny taon-dasa.
Notokanana nandritra izany ihany koa ny toeram-ponenana ho an’ny « chef CSBΒ Β» sy ny mpiara-miasa aminy. Tonga nanotrona izany fotoan-dehibe izany ny Ministry ny Fahasalamam-bahoaka Pr Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, ny Solontena maharitry ny OMS eto Madagasikara, ny Governoran’ny Faritra Androy, ary ireo olo-manan-kaja maro any an-toerana.
——-
ππππππππ πβπππππππππ : ππ πππ ππ πππππππππππππ π
πππππππ ππππ
ππππ πππππππππππ
La commune de Maroalopoty, dans le district dβAmbovombe, RΓ©gion Androy, dispose dorΓ©navant dβun tout nouveau CSB II Manarapenitra, inaugurΓ© le 1er octobre 2021 par le PrΓ©sident de la RΓ©publique, lors de sa descente dans la partie Sud de Madagascar.
Cette nouvelle infrastructure entre dans le cadre de la rΓ©alisation du Β« Velirano Β» prΓ©sidentiel : Β« La santΓ© pour tous et Γ tout Γ’ge Β». En effet, afin de faciliter lβaccΓ¨s de la population malagasy Γ des services de santΓ© de qualitΓ©, le MinistΓ¨re de la SantΓ© publique inscrit parmi ses prioritΓ©s l’amΓ©lioration des infrastructures sanitaires existantes, et la construction de nouvelles infrastructures.
Les habitants des 72 fokontany de la commune de Maroalopoty seront les principaux bΓ©nΓ©ficiaires de ce nouveau CSB II Manarapenitra, qui dispose de huit salles dotΓ©es de nouveaux Γ©quipements mΓ©dicaux et alimentΓ©s par une source dβΓ©nergie solaire. Des logements destinΓ©s au Β« chef CSB Β» et Γ son Γ©quipe ont Γ©galement Γ©tΓ© inaugurΓ©s dans la foulΓ©e.
Ont Γ©tΓ© prΓ©sents Γ cet Γ©vΓ©nement majeur pour la santΓ© publique, le Ministre de la SantΓ© Publique, Pr Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, le ReprΓ©sentant RΓ©sident de l’OMS Γ Madagascar, le Gouverneur de la RΓ©gion Androy ainsi que des autoritΓ©s locales.
SCM/DIRCOM-MSANP












