Tonga tao aminโny fitaleavam-paritra tao Vatovavy Fitovinany ireo farafara sy kidoro miisa 200 ho fampitaovana ireo CSB ao aminโio faritra io, ankoatrโizay dia nisy ihany koa ny ยซ groupe รฉlectrogรจne ยป sy congรฉlateur.Izao moa dia vokatrinโny fiaraha-miasa niarahana taminโny USAID-MSH ACCES.
————————–
Fruit de collaboration avec l’USAID-MSH ACCESS, la Direction Rรฉgionale de la Santรฉ Publique Vatovavy Fitovinany a rรฉceptionnรฉ les รฉquipements destinรฉs ร tous les CSB au niveau de cette rรฉgion. Il s’agit, entre autres, de 200 lits et matelas, de groupes รฉlectrogรจnes et de congรฉlateurs.