Fitaovana izay ahitana: ยซ Glucomรจtre: 25, Oxymรจtre: 25, Tensiomรจtre: 25, Stรฉthoscope: 25, Pรจse bรฉbรฉ: 25, Pรจse personne: 08, Balance avec toise: 16 ยป.
Tsapa ary azo tsapain-tanana ny ezaka ataonโny Fitondram-panjakana aminโny alalanโny Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka hoy Andriamatoa Solombavambahoakanโ i Madagasikara voafidy tao Atsimondrano raha nandray fitenenana, ary ny hetsika mipaka mivantana any aminโny vahoaka toy izao no ilaina.
Marihana fa manodidina ny 700.000 eo ho eo ireo mponina ao anatinโny distrikanโ Antananarivo Atsimondrano no hisitraka mivantana izao fampitaovana izao.
Andriamatoa Talenโny DSSB no nisolo-tena anโ Andriamatoa Minisitra nandray taminโny fomba รดfisialy ireo fitaovana ireo, nanotrona azy taminโizany ireo Olomboafidy sy Manampahefana isan-tsokajiny ao aminโny distrikanโ Atsimondrano, Ramatoa Talenโny Fitaleavam-paritra misahana ny fahasalamana eto Analamanga (DRS), Ramatoa lehibenโny Sampandraharahanโny Fahasalamam-bahoaka Atsimondrano (M.I) sy ireo mpiasanโny fahasalamana maro.
๐๐๐ซ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐๐ง๐ ๐จ๐ฆ-๐๐๐จ๐ฏ๐๐จ: ๐๐๐/๐๐ข๐ซ๐๐จ๐ฆ-๐๐๐๐๐